Ho an i Rinakely1 :-*

21. Karenjy ( 19/12/2005 20:29)
Ts misy olona tonga lafatra re eto antany a, sady ts misy tsirony ny fianana ra tsy mba misy olana kely tsindraindray e, ny lehilahy anie toy ny sakay e, masika mampitomany nefa hoanina ihany ! Fa milay be refa tena tia kosa e !:lol:
22. Karenjy ( 19/12/2005 20:30)
Ts misy olona tonga lafatra re eto antany a, sady ts misy tsirony ny fianana ra tsy mba misy olana kely tsindraindray e, ny lehilahy anie toy ny sakay e, masika mampitomany nefa hoanina ihany ! Fa milay be refa tena tia kosa e !:lol:
23. Sorate ( 22/12/2005 06:08)
Hoy Karenjy :

Ts misy olona tonga lafatra re eto antany a, sady ts misy tsirony ny fianana ra tsy mba misy olana kely tsindraindray e, ny lehilahy anie toy ny sakay e, masika mampitomany nefa hoanina ihany ! Fa milay be refa tena tia kosa e !

Amin'ny ahoana ny lehilahy no hoe hoanina toy ny sakay?:roll:
24. fijo ( 24/12/2005 00:03)
ravaka,ie tena mamy no avelany ka.andramo anie e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.057