Mitady mpiasan'ny Topo na cadastre Anosy

1. kally ( 03/12/2005 11:37)
Misy namako izay ho'a tsy hitako intsony niasa tao Anosy tao fa raha sendra mba misy miasa ao ianareo namana dia mba anoraty aho fa tsy tiako antsoina eto ny anaran'ilay olona fa sao tsy tiany. Misaotra mialoha a!
novalian'i fijo ny 16/12/2005 21:40
2. vale ( 03/12/2005 23:58)
Kally> saly jy! za ky tsy nalala fa raha tsy izay dia efa novaliko e! fa sô de le anjely mainty iny alo izany e??? hihihi Mahereza ky à!
3. kally ( 04/12/2005 10:42)
vale:

Kally> saly jy! za ky tsy nalala fa raha tsy izay dia efa novaliko e! fa sô de le anjely mainty iny alo izany e??? hihihi Mahereza ky à!

Saly Vale!


4. Samoana ( 09/12/2005 13:12)
Kamo hilahatra vao mangiran-dratsy angaha i kally:lol:
5. kally ( 10/12/2005 12:13)
Hilahatra inona io ry Samoana? Ohatry ny tsy mazava tsara fa tsilovy kely:wink:
Misy namako ho'a dia tsy hitako mihitsy izay nalehany fa miasa ao izy, izaho tsy afaka mankeny Anosy na any Tanà dia mba te-haheno vaovao avy any aho e!tsy manana e-mail, aho tsy manan tél-ny tsy manana ny adiresiny, dia eto sisa no miantsoantso.
6. fijo ( 14/12/2005 22:02)
ahako any kia bla niasa tao koa fahizay e.
7. Samoana ( 15/12/2005 13:39)
kally/ Rehefa hikarakara tany ka tsy maintsy mankao Anosy de tsy maintsy milahatra vao maraina be raha tsy izany tsy mahazo "ticket " ka tsy maintsy miverina ny ampitso indray !! Raha manana olom-pantatra miasa ao dia avotra malaky ihany. hihi. Omeo ny anaran'ny namanjy za hidirako ao no sady hampita ny hafatra e !:lol:
8. fijo ( 16/12/2005 04:27)
za koa misy zavatra jereko ao.ahoana ialahy amin'ny asabotsy ry samoina
9. Samoana ( 16/12/2005 13:39)
tena mbola 50/50 letsy rafijo fa mbola misy aleha !
10. fijo ( 16/12/2005 21:40)
kay le.iza indray izany no ho hita any le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3146