tohin ny resaka tsonjo!
1. fiaritiana
(
02/12/2005 22:43)
ary inn no fiantsoana ny lhl raha tsonjo ny vehivavy?
novalian'i APOKY ny 26/12/2005 12:45
3. Herimiafina
(
02/12/2005 22:50)
Tsonjo kou zany ny lehilahy knou, ngah ny tsonjo sy olona faka miaraka sy manao, hehehehe:-D:-D:-D:-D
5. fiaritiana
(
02/12/2005 22:52)
herimiafina:lasa PD na LESS BIENNE raha vo mitovy samy tsonjo ry herimiafina a!lasa oe lahy sy lahy na vavy sy vavy dé tsy mety!
fijo::-D:-D:-D
fijo::-D:-D:-D
7. fiaritiana
(
02/12/2005 22:58)
mpanaraton i Jesoa ve? mety ihany e fa lé kankana aloha tsssssss!ny tsonjo no mihinana kankana donc vehivavy mihinana lehilahy!
10. lapino
(
03/12/2005 00:03)
fijo:
mazava hoazy.mpanaraton'i jesoa.hi hi hi na kankana
=))=))
Mandroso amin'ny lalindalina kokoa! :-D:-D
11. dadabe
(
03/12/2005 04:38)
pozons vhv=tsonjo ce ki implik lhl=ours (bera)
kelkesooa tsonjo ,ours mihinana azy
la reciproque est fausse :oops:
fiaritiana :*
kelkesooa tsonjo ,ours mihinana azy
la reciproque est fausse :oops:
fiaritiana :*
12. xxx
(
03/12/2005 06:15)
[quote=dadabe]
pozons vhv=tsonjo ce ki implik lhl=ours (bera)
kelkesooa tsonjo ,ours mihinana azy
la reciproque est fausse :oops:
:-w:-@ ka ny BERA anie ry kama SIPA na TSONJO ihany e
pozons vhv=tsonjo ce ki implik lhl=ours (bera)
kelkesooa tsonjo ,ours mihinana azy
la reciproque est fausse :oops:
:-w:-@ ka ny BERA anie ry kama SIPA na TSONJO ihany e
14. dadabe
(
03/12/2005 09:12)
ouuujyyyyyyy !!!bera =ours anie zany zama e !! le any @ tany be laneizy ireny ,ny tsonjo no tena fihinany
:@
:@
16. fasaly
(
03/12/2005 12:09)
kou ny tsonjo ange mpanelina refa mihinana e! de tsy mety lay hoe mpanjono fa hojerentsika zay hatelin'ny tsonjo = kankana izany hoe ny lahilahy zany azo antsoina hoe kankana.
araka ny filaza'ni fijo etsy ambony hoe ny vehivavy mitelina.
araka ny filaza'ni fijo etsy ambony hoe ny vehivavy mitelina.
17. fiaritiana
(
03/12/2005 14:05)
vale:
Fiaritiana> de ny lelahy zany mpanjono tsonjo ko!???
zany an!ka so dé misy hilazana azy hafa koa ohatra oe en tant ke animal koi!
ohatra lé lazain i dadabe oe ours ny lhl,otsizay e!fa tsy oe diso ny anjy an!
18. pissoa
(
03/12/2005 15:27)
na kanaka na mangazomaina :-D:-D (reny kou mantsy mahazo be refa mitondra arato)
19. diamondra27
(
03/12/2005 16:40)
raha misy ny tsonjo de misy ny mpanjono, ka aiza no tinareo lhl le eny @ lac sa ranomasina sa renirano sa any alaska sa le "pêche interdite"
20. fiaritiana
(
04/12/2005 15:20)
ny lhl ozy fijo mpanaraton i Jesoa donc zay no nahatonga ilay hira oe:o mandrosoa ry mpanaraton i Jesoa,zay no baiko azontsika ka mandrosoa,...
dé hoy ny katolika:mirosoa amin ny lalindalina kokoa...
coincidence koa izy izany an!raha oharina amin lé tsonjo!
dé hoy ny katolika:mirosoa amin ny lalindalina kokoa...
coincidence koa izy izany an!raha oharina amin lé tsonjo!