mila valiny @ lhl ô!!!

21. Herimiafina ( 03/12/2005 01:38)
Hesham, banzoro njy. Angaha tsika tsy efa miray trano njay, ngah tsy zay moa le nifanarahana njay klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
22. jennifer2 ( 03/12/2005 17:33)
hmm! inona im=njay ary ity tsy mifanara-kevitra ity ry herimiafina sy Hesham?
23. Herimiafina ( 03/12/2005 21:13)
jennifer2:

hmm! inona im=njay ary ity tsy mifanara-kevitra ity ry herimiafina sy Hesham?


Ka izy io tsy tia anha kory, ny zavatra nifanarahana aza ve akia tsy tadidiny akory, hehehehe:-D:-D:-D:-D

24. jennifer2 ( 04/12/2005 03:40)
inona no nifanarahanareo aloha e? samy miteny tsirairay satria tsy tsara ny mihaino feon-dakolosy tokana. za arbitre. alefa!
25. xxx ( 04/12/2005 17:21)
Ny ahy ndray bisou nomeko anazy refa mijery izy izy!!! fa fidina iany alou zay tsara kleee
26. Maheriloha ( 18/12/2005 13:58)
dia torahako fitiavana
27. zandrikely ( 19/12/2005 18:28)
ny ahy ndray ra misy joba mijery ahy dia mba jereko ko , dia hitsikiko izy dia hiresahako , mahafinaritra anie znay hoe mba misy joba mijery zany e
28. rakekely ( 06/01/2006 07:39)
tsy laitra ny fitiavana rehefa mibosesika, raha tara ny vehivahy dia tokony hahay hilaza izany koa, fa ny lehilahy dia sahala amin'ny mpanjono foana ka na trodro gasy, na trondro vahiny dia jonoiny avokoa.
Noho izany dia tokony ho lanjalanjaina ny fihetsika rehetra mba tsy hanenenana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0969