inona kay no tokony ataoko?

1. lorra ( 28/11/2005 11:29)
misy bandy efa fantatro fa tia ahy fa tsy sahy manantona miresaka izy ,fa otran'ny misalasala be fotsiny sa te handroso izy nefa sady tsy mahasahy ,izy koa anefa tiko ,liandry ny 1er pas avy any aminy aho.inona no tokony ataoko?
novalian'i rabemax88 ny 18/01/2006 06:55
2. fasaly ( 28/11/2005 11:57)
oujjjy ka raha fantsao fa tia anao, samy tara nareo kou maninona no tsy tairina e!
3. ds ( 28/11/2005 12:53)
Ahoana tokoa moa no ahafantaranao fa tia anao izy ?
Asehoy azy fa mba manintona anao koa izy
(tsikitsiky, teny mamy...).
Ny fitia toy ny voninkazo : mila volena sy tondrahana mba tsy ho faty.
4. pika ( 28/11/2005 13:57)
indrai2 mety ho diso hevitra isika hoe raha misy oul misariaka sy tsara fanahy amintsika dia hoe tia ahy izy ka eritrereto tsara
ny sosonkevitra angamba dia toy ny an'i ds io hoe asehoy aminy fa tia ianao dia ho hita eo izay ataony raha tena tia tokoa, asehoy @ fihetsika indrindra ny fijery sns ....
5. mandrindra ( 28/11/2005 14:12)
tonga dia lazao izy hoe maminao e, amin'izay hita eo na match nareo na tsia. Aza dia ela loatra fa sao dai hilaozan'ny masinina eo an !!!
6. majakely ( 28/11/2005 14:17)
lazao azy toy ny sangisangy zary tenany ilay izy e!!¨Raha bonne le kozy de okay nareo roa zany,,raha tsy izay mo no tadiaviny de lazainao fotsin hoe :sangisangy iny kou...hihihi!!!
7. fasaly ( 28/11/2005 16:09)
majakely zay lay paika tsotra nefa efikasy an!
8. poupounesana ( 28/11/2005 17:31)
f'hita wa ry fasaly =D
9. Herimiafina ( 28/11/2005 17:33)
Asao i nedala de hanamboary kaly bonne be tonga de mamboraka be avy eo, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
10. vivi ( 28/11/2005 17:55)
zay indray ianao herimiafina, zao ,kaly ,zao foana misy zvt tsara nohony kaly anie e!
raha zahako ka tena sur, sy tena mitombona we tara @ko aloa l bandy ,d tonga d manao 1er pas za, satria efa sur koa ! fa matoa ianao tsy sahy miroso na miresaka @ d mbola tsy tena sur we tena tia anao izy ,tandremo koa anie fa ny vady ao antrano aza anie ndraindray mety tsy ho tianao e, ka maika fa inconnu , tandremo ihany tsy ananao foana ah! , sady toa wen ihany raha vao mahazo anilay we non!
tsy we mamely za fa rehefa tsy @ilay toerana d ny mampirisika we teneno, fa rehefa hiainanao d tena mafy, ihany , tsy aleo v miandry fa atao nalmana fotsiny! sady @zay anie ianao mahafantatra azy kokoa e!
11. Lejim ( 28/11/2005 18:55)
lorra> Anaovy clin d'oeil kely aloha izy hijerevanao ny reaction-ny raha sendra mifangala-pijery ireny nareo roa. Raha olona tsara fanahy fotsiny ohatra izy (otran'ahy izany :°) lol) dia tsy hahatezitra azy mihitsy izany, sady mi-comprendre izy avy eo. Bonne chance!
12. fasaly ( 28/11/2005 19:59)
kitiho kely am fanondro ny felan-tanany refa mifampiarahaba nareo hihihi!
13. Herimiafina ( 28/11/2005 20:12)
vivi:

zay indray ianao herimiafina, zao ,kaly ,zao foana misy zvt tsara nohony kaly anie e!

Fa tsisy fomba fanehoana fitiavana mihoatra ny kaly kosany anie ry vivi e, hehehehe:-D:-D:-D:-D

14. majakely ( 28/11/2005 20:25)
fasaly hihihi ,io le fika ray kou io ...hihihi
15. Herimiafina ( 28/11/2005 20:29)
Fika efa tamin'ny andron'i bebe sy dadabeanay ny an'i fasaly, hehehe:-D:-D
On se la joue cool bébé, hehehehe:-D:-D
16. fasaly ( 28/11/2005 20:32)
hery : ka zay injinja ny fikan'i dadabe sy nenibe taloha reny anie no tena efikasy e!:lol:
17. Herimiafina ( 28/11/2005 20:36)
Memezan'ny jôbakely amin'izany raherimiafina klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
18. pika ( 29/11/2005 06:49)
, tsy aleo v miandry fa atao nalmana fotsiny! sady @zay anie ianao mahafantatra azy kokoa e!

ny fotoana manova zavatra, rehefa miaraka mihanihany sy misangisangy eny dia mety hifanoroka tampoka tsy misy fitenenana hoe tiko ianao a :-D:-D
19. ericgael ( 29/11/2005 07:30)
Marina ny ano ry pika, rehefa tsy misy hanao 1er pas dé tonga dé atao miaramizotra é. :*
Fa iny kosa anefa mety tounga dé ady saritaka bé ôtranlé @ film rény an. satria mipôka bé tampoka :-P
20. pika ( 29/11/2005 07:56)
nefa tena matsiro a no tsaroana foana
tsy mitovy @lay nahazo ttsy na nanaovana resaka be nandangolango
:-D:-D toa oh ny hitako ery tonga di
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8619