menu: mariage

1. mamyrafano ( 28/11/2005 11:24)
Mba proposeo menu fatao amin'ny service traiteur tsaratsara raha mba mahafantatra ianareo.
Ankohatra ny terrine, salade.... bochée à la reine, crepe , .....salade de fruit , pate à chou

1 entre, sy 2é entre ary dessert

Misaotra mialoha
novalian'i hesham ny 30/01/2006 17:34
2. xxx ( 28/11/2005 17:56)
Arakaraky ny misy anao ny menu azo omena anao(Madagascar, na ivelany).
3. pika ( 29/11/2005 06:59)
sy ny hoe koa hoe sous forme na inona ny itiavanareo azy , ary atoandro ilay raharaha sa hariva ....
4. scorpio ( 29/11/2005 07:47)
miarahaba aloha,

arakaraky ny vola ho enti-manana ihany koa io, fa raha ny isan'ny hitako farany izao, izay tsy dia mahazatra, ny 2 entrées dia crèpe, ka tsy fonosina hatao "rouleau" ilay izy fa atao sahala amin'ireny kitapo "bourse" ireny dia fatorana rehefa avy eo. ny ao anatiny izay farce tianao
ny 1ere entrée kosa dia atao salade de charcuterie
5. scorpio ( 29/11/2005 07:49)
saika adinoko, ny dessert, raha eto Dago dia koba ravina (ireny lavalava ireny) dia asiana gilasy fotsiny (tena tsara io zalahy fa aza manao hoe dain...). tandremo fotsiny ny kalitaon'ilay kobaravina
6. pika ( 29/11/2005 09:28)
ilay salady fandroso aorinan'ny sakafo asio nem kely matsiro be mmmmmm
7. scorpio ( 29/11/2005 10:23)
raha tena tsy tianao mihitsy moa ilay crèpe teo, azonao atao ihany koa ny manao petit paté dia atao paozy trondro ilay izy, dia asiana sauce blanche na bechamel fotsiny.
Ny tsara ho fantatra koa anie, ny sakafo ny eo ihany no eo raha ny marina, fa na ny fandrosoan azy fotsiny aza dia efa zava-dehibe.
azonao atao ihany koa, ny manao salade de fruit de mer fa lafolafo io
8. pika ( 29/11/2005 13:25)
te handeha mariazy aho izany fa ampilendalendanareo klé :-D:-D
iza no atao mariazy virtiely handehanako dia arosohy ao ny menu :lol::lol:
9. Herimiafina ( 01/12/2005 00:15)
Ary i pika konkou kay mba mpankafy kaly otsanah ihany klé, amboary ny pro klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
10. pika ( 01/12/2005 07:45)
de mariazin'iza klogany no aleha e
masaka izany ka :-D:-D
11. Angie ( 01/12/2005 10:08)
Tena io dessert koba ravina io zao no tena tiako ho hanina miam.
12. Herimiafina ( 01/12/2005 19:26)
Ngah moa isika sy pika hisy hahafantatra akory raha mandeha mariazy any, refa manontany ny havan'ny lahy de mody atao hoe havan-dravehivavy izahay, de raha manotany havan-dravehivavy de mody atao hoe havan-dralehilahy izahay, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
13. pika ( 03/12/2005 05:07)
tsy ratsy ilay fika :-D:-D:-D
de raha samy eo ny havan'ny lahy sy ny vavy dia hoe namana ao @ serasera izahay :-D
14. Herimiafina ( 03/12/2005 21:55)
Ka isika anie tsy hijanona ela fa mifindrafindra mariazy e, de mody mandihy eny ambony pista foana tsika de tsy misy miresaka firy ny olona, hehehehe:-D:-D:-D:-D
15. pika ( 05/12/2005 10:59)
mandihy foana ve hihinankanina indray ry herimiafina
tsy sakafo moa ilay tena aleha any
16. Herimiafina ( 05/12/2005 18:33)
Ie, sakafo fa refa misy mitady hisokisokitra hoe iza nareo de lasa mandihy haingana, hehehehe:-D:-D:-D:-D
17. jennifer2 ( 07/12/2005 01:55)
za tsy hiteniteny eto rehefa atao mariazy fa tongavan'i pika sy herimiafina an-tsokosoko.
Fa raha tratrako kosa de aloha de tena hum... aleo tsy tohizo.
18. pika ( 07/12/2005 07:23)
voninahitra anie ny maropanotrina ry jennifer2 e
:-D:-D tsy mila cadeau be nga? ataonay ilay tsy adino mandrakizay mihitsy
19. bichette ( 07/12/2005 07:46)
Herimiafina =))=)) tena mpana azy mihitsy an ! dé mamely champagne fona koa zany no mandihy fona fona
20. Herimiafina ( 07/12/2005 20:45)
Bichette, Ie izay mahintsiny fa njainjay tady ho tratra de miala alohan'ny fizarana gateaux, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3288