KARAOKE MALAGASY

1. mamyrafano ( 28/11/2005 11:05)
Iza no mila za manana, raha mba te hanao PAZAPA:P
tsy mila mpitendry fa manao repetition rery ao an-trano ao e

Sa ahoana
:wink:
novalian'i ilaina ny 18/01/2006 03:49
2. Mifenty ( 28/11/2005 11:18)
tairo zany kle.
3. mamyrafano ( 28/11/2005 11:38)
Andefaso e mailaka a raha tena mila ela,
alefako any ny titre ny efa vita Fechier.KAR,
de alefako e-mailaka any koa ny titre ny mbola playback fotsiny,
mo raha misy hira tian'ialahy ataoko fichier KARAOKE de mikomande aty amiko ialahy de ataoko
Sahy sa sahy.......... sahy : mamyrafano@yahoo.fr
4. xxx ( 28/11/2005 11:53)
za ko sa, :oops:
5. fiaritiana ( 28/11/2005 20:18)
ary raha tsy te hanao pazappa? fa mba te hihira fotsiny e!pr plaisir
6. mamyrafano ( 29/11/2005 15:24)
de tsy maninona koa zany ka, alefa ny mozika de mihirahira fotsiny, de mivazovazo fotsiny , de amboarina tsara ny fomba fihirana, any an-trano aloha dia avy eo sahy miakatra amin'ny sehatry ny hira ho azy.:wink:
7. kally ( 30/11/2005 12:39)
Omàny ny kifafa sy ny afo de pôsy hatao micro raha ao an-trano, dia ataovy mazava tsara ny fitaratra hisolo ny écran, dia eo amin'izay mistilitilina, tsy hisy mpijery ihany ve ny farany?
8. fijo ( 30/11/2005 21:55)
mihira irery indray kia bla le
9. peter ( 01/12/2005 12:49)
mba andefaso za ra zoky afa miady amiko tsara zany karaoke zany na dia hanalan'azy fotsiny aza, tsy olana izany misy
10. Mifenty ( 01/12/2005 16:30)
Peter

aona kou io pseudo an lah io lé.

fangà elah tena mpangetotra be mitsy le.
11. ranjaranja ( 01/12/2005 20:43)
aza malahelo manjakely a
fa minta be mbola ho avy
12. kwit ( 02/12/2005 12:54)
fa aona tsika refa mrapy ka misy teny tsy de azoazo ao anatiny de lazaina fa miteny ratsy ; nefa ny any finda de tena teny ratsy variraraka de tsisy manakiana ; fa aona leh ?:idea:
13. winky ( 02/12/2005 14:07)
kwit:

fa aona tsika refa mrapy ka misy teny tsy de azoazo ao anatiny de lazaina fa miteny ratsy ; nefa ny any finda de tena teny ratsy variraraka de tsisy manakiana ; fa aona leh ?:idea:

Afa ny nitaizana an-tsika gasy ry tsamy e!tsy anatin'ny fomban-tsika ny miteniteny foana

14. njaranirina ( 02/12/2005 15:58)
tena nahalina ahy ilay sosokevitrao momban'ilay karaoke ka raha tsy manahirana anao dia mba omeo aho fa tena hilaiko be mihintsy ilay izy dia misaotra mialoha indrindra=D
15. mahlalah ( 05/12/2005 12:42)
Manaona daolo e! mba andefaso an'izany Karaoke zany fa interressant ilay izy na de tsy anao Pazzapa aza fa hirahiraina ao an-trano sy miaraka @ akama reetra fotsiny aza e! alefa mail ra mba mety:oops:
16. mamyrafano ( 09/12/2005 14:34)
izao indray ary e!

izay tena te hiira sy hano karaoke a, de telechargeo kely vetivety aloha ny logiciel. mora be mintsy ny mitelecharger an'azy io an
ity ny adress http://www.espace-francophone.com/karaoke
ity ny anarany " vanbasco karaoke "

Mba ahafahanao mahazo ny fichier karaoke alefako de, mba mila adress ankoatra ny an'i serasera za, ohatra hoe adress yahoo dia efa mety, satria tsy zakan'ny ato amin'ny seraserailay izy

Mba alefaso ao amin'ny mamyrafano@yahoo.fr io adress io de mba teneno ana ko ny toerana misy anao, toerana fotsiny fa tsy adress a.

Zay fa manorata any amiko de miresaka betsaka isika.
Veloma daholo de.........mitsikitsiky fona e....de miraira fona e....de...:P

veloma daholo
17. mamyrafano ( 09/12/2005 14:37)

18. danih ( 12/12/2005 16:17)
slt! mba manintona ahy izany karoke izany fa mba mangataka re raha azo atao e !
mahafinaritra ny mihirahira
misaotr dieny mialoha
19. sis ( 13/12/2005 11:20)
Manaona daholo e!e!Za koa mba tia mihira ka nahafinaritra ahy lay karaoke fa mba andefaso hira ko za e!e!e!.Za koa tena tia mandray kofafa ireny rehefa any an-trano atao micro!!
20. mamyrafano ( 15/12/2005 17:57)
Alefaso ny adresse yahoo anao ra te ahazo, fa izao nge zao no mazoto mizara an'le izy e.
hira 5 ihany aloha an.

alefaso ato ny adressinao mamyrafano@yahoo.fr
izay fa mazotoa mitana kifafa. Zany kosa aloha a. Tsy aleo mankaty aminay mitana micro de sady alaina camera. marina e

Izay fa mazotoa daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6712