les hommes

21. sasa ( 28/11/2005 09:31)
mamzelkely za tsy mahay teny frantsay wa an:-D:-D:-D
22. mamzelkely ( 28/11/2005 09:38)
sasa ao ary fa atao traductio e

ny lhl no noforonin'Andriamanitra vôlou de ôtran'ny "chef d'oeuvre" (ts haiko ny dikany am teny gasy) de ts maints misy fôna ny "brouillon" zay ve :-D
23. dadabe ( 28/11/2005 16:33)
anjekaky oo:roll:
24. Herimiafina ( 28/11/2005 21:01)
La femme c'est comme une voiture, ça demare avec le doigt, hehehehe:-D:-D:-D
25. fameusecousine ( 29/11/2005 02:22)
les hommes c est comme les grenouilles ,,ca pense juste à sauter=))=))=))
26. Herimiafina ( 29/11/2005 02:24)
De io foana konkou nenjiko no averimberina eo.
Avoakako eo le blagy teny ratsy be iny fa ataovy tsara, hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. sasa ( 29/11/2005 05:10)
hi hi hi hi hi tratra indray i Herimiafina d manao menace am le blague teny ratsy an! aza mbola avoaka aloha fa misy zaza tsy ampy taona ato.:-D:-D
mamzelkely melciiiii am le mandika teny:-*:-*:-*
28. mamzelkely ( 29/11/2005 06:26)
sasa< de rien ky a:-*

kalou fa mbola hitady njay za a :roll: mhhhhhhhh
29. diamondra27 ( 29/11/2005 07:22)
herimiafina :'ty misy blagy hanampy ny lazainao e!:
nisy mpiara miasa hono niresaka nandritra ny pause de hoy le X mantsy an'i Y : zany hono de hoe mandende tsy mipataloha ny vadin'là rehefa mivoaka? De tezitra be Y ka namaly hoe: iza no niteny an'izany an'elah
De ozy i X hoe: c'est mon p'tit doigt qui l'a dit
ha!ha!ha!
30. Veloo ( 29/11/2005 17:51)
sasa:-D:-D:-D:-D=D=D=D
31. sasa ( 30/11/2005 04:57)
Veloo ka tsy mahazo mamoaka blague teny ratsy izany kou, tena marina mintsy anie fa misy zaza tsy ampy toana ato e:-D:-D:-D:-D
mamzelkely :-*:-*:-*
32. ari.malala ( 30/11/2005 07:46)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
33. dadabe ( 30/11/2005 16:23)
anjekaky oo:roll: mbola nitohy le bilagy marina
34. Veloo ( 30/11/2005 21:11)
mamzel a mianjy ndray aky zay a ...:-*
sasa a marina ny anjy ka tsisy teny ratsy tsony o? :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.184