fitia

1. xxx ( 25/11/2005 11:11)
mba tiako fantatra we inona ny mahatonga ny lhl manaiky hiaraka @ vadinolona ?, ary raha ianao @ ilay cas , inona ny sentiment na sensation na emotion ao anatinao , gener v sa tsy maninona ?
@ voloany manko mety miteny ny tena we passage fotsiny nefa 3 volana mbola miaraka foana ; ary mety ho latsam-paka ilay fitiavana ka zay mahatonga io fanontaniako io! inona nyhevitra hitanareo lhl namana !
2. kavaly ( 25/11/2005 11:32)
Tsy ny lehilahy ihany no mahatonga an'io fa ny vehivavy koa satria misy mampifanaraka an-dry zareo ao, ka tsy azo lazaina hoe mangal-badin'olona no fiteny azy fa fitia an-tsokosoko.

Satria ny lehilahy tsy afaka hi-"FORCER" ny vehivavy hoe : andao isika hiaraka, fa ny vehivavy no manaiky dia izay no mahatonga io.

Ary matetika vehivavy tsy ampy fitiavana no manao io na misy zavatra hafa tadiavin'ilay vehivavy.

Ny lehilahy anie tsara fanahy e, izahay tsy mamela olona irery amin'izao raha misy azo hanampiana azy e

Misaotra anao namaky
3. majakely ( 25/11/2005 11:45)
Kavaly
4. jos13 ( 25/11/2005 11:45)
amiko manokana indray d tsy misy we sentiment -na gene fa matoa ilay izy nety ny fiarahana t@1 d tsy misy probleme ny ambiny , ilay miditra @ 1 no tena manahirana fa apres manaraka fotsiny
fa ny mety aloa d ny miala @ ilay situation raha azo atao e! @ 1 ny fitiavana tsara foana fa rehefa afaka ilay 3 taona araka ny voalazny namana ao ambadika d izay !
5. baba0110 ( 25/11/2005 11:45)
Fa zao ri zareo ah
Nena loh de tena tsy azo leferina zany eh; Makanesa fotsiny izay maka vadinolona eo aminy toeran"ilay topombady, tena marary zany. de za miteny hoe aza manararaotra ny fahatsoran'ny olona izay mety ho fihalemeny. Ny vady zany masina ao amin'ny baiboly. De Mirary soa hoanareo ze
6. Herimamy ( 25/11/2005 11:56)
Heveriko hoe ny fahalalahana sy ny fahafahana no mahatonga ny lhl hiaraka @ vadin'ol. Misy ny lhl tena gene mihitsy, misy indray ny te hanandrana fotsiny ary misy indray ny mahita tsirony mihitsy miaraka @ vadin'ol satria nahita tsirony t@ nangala-pihinana fony kely e. Miankina @ sivilizasionan'ilay ol ko angamba io : araka ny maha-sivilize no mampanaonao foana.
7. zakony ( 25/11/2005 13:33)
andraso alou, andraso alou,
ny vehivavy matetika no tena miaraka am vadin'ol fa tsy ny lehilahy, vitsy ny lehilahy miaraka am vadin'ol zany
8. Herimiafina ( 25/11/2005 15:21)
xxx:

mba tiako fantatra we inona ny mahatonga ny lhl manaiky hiaraka @ vadinolona ?, ary raha ianao @ ilay cas , inona ny sentiment na sensation na emotion ao anatinao , gener v sa tsy maninona ?
@ voloany manko mety miteny ny tena we passage fotsiny nefa 3 volana mbola miaraka foana ; ary mety ho latsam-paka ilay fitiavana ka zay mahatonga io fanontaniako io! inona nyhevitra hitanareo lhl namana !

Ka tiany tsotra izao ary ka inona injay klé. Ny efa vadin'olona koa matetika matotra kokoa. hehe:-D:-D
à part ny hoe resaka filana an.

9. dadabe ( 25/11/2005 16:43)
anjekaky oo:roll:
10. tenderlove ( 25/11/2005 18:10)
ka le izy anie de izao e ! Ilay rafotsin'olona mihintsy no manadala anao ,dia ahoana moa no tsy haharaikitra an'ilay izy satria nofo mitafy rà ihany ny tena
11. Herimiafina ( 25/11/2005 18:15)
Ka le rafotsin'olona kou tsy hanadala an'i toi zany mahintsiny raha tsy navelan'i toi hanadala na norangitin'i toi hanadala.
Aleo wa masta ihany fa iny tsisy blem mahintsiny klé, hehehehe :-D:-D:-D:-D
12. fasaly ( 25/11/2005 18:19)
masté-o aza amizay ry hery a! milay mou o!
13. Herimiafina ( 25/11/2005 18:24)
fasaly: Ianao mahintsiny zao no nanjasako hipoitsa hanampy anah hanao anlé izy klé, ny tanako mantsy okupé. hehehehe:-D:-D:-D:-D
14. pika ( 26/11/2005 05:51)
misy tokoa lhl tia miaraka @ vadin'olona satria tsy misarangotra azy hono na manjohy ny ravipatalohany eny foana
tsy hainareo angaha fa arakarakin'ny nanambadiana hono no toa vao maika be ny mpikoty :-D:-D
15. Herimiafina ( 26/11/2005 05:53)
Hehehehe, ka refa manambady de lasa tsy mivakiloha de mi-attirer olonkafa e, ze tsy mivakiloha ihany anie no tin'ny sipa ry pika e, ze tia be anazy tsy raharahiny, on ne se bat pas en terre conquise, hehehehe:-D:-D:-D:-D
16. pika ( 26/11/2005 07:21)
anjay kosa e za miraharaha izay ti be ana kou :-D:-D
17. majakely ( 27/11/2005 11:19)
Herimiafina ...hummmm....:wink:
18. ericgael ( 28/11/2005 06:39)
:-D:-D:-D:-D hi hi hi
19. Herimiafina ( 28/11/2005 17:38)
Valabla amin'ny bandy konkou kanjony io tenin'i herimiaifna io e. hehehehe:-D:-D
20. hesham ( 01/12/2005 14:36)
Mifankatiava raha mbola velona .
Matoa marina ilay vhv manao any ambadiky ny tokatranony dia mety misy blem zay ny tokatranony fa raha tsy misy blem fa mandeha tsara nefa mbola mampirafy de ataoko fa sipa mangididy ngamba.
Tsy ny vhv ihany no manadala fa samy medaladala .
Fa za mahita sipa efa manambady miaraka amina bandy celibat fa mifankatia be izy 2 an , taloha ilay vhv tomany fona , malaeoloelo zany fona fa h@ niarahany t@ ilay bandy dia lasa tsikitsiky fona izy ary efa 1 an izy 2 zao no niaraka sady fanaraka be , tsy hitako ze blem amizany zao fa asa ...:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6195