Sary tahiry namanadago.
43. HeryLo
(
28/11/2005 12:35)
sasa > tena mbola hisy mihintsy ny any raha tena vonona nareo é !! zay vonona ny hanome mamy sy tsara hatrany hoz zay zoky ravato zay.
ravatorano > zay njay razoky an !! hihihi
nir > hihihihi ! nahita mamy njay éla tao an !!!!
milay be doly é ééééééééééééééé
@ manaraka njay manao misimisy .
ravatorano > zay njay razoky an !! hihihi
nir > hihihihi ! nahita mamy njay éla tao an !!!!
milay be doly é ééééééééééééééé
@ manaraka njay manao misimisy .
44. sasa
(
29/11/2005 04:46)
Herylo, k'efa woe masaho fa misy tonga foana lesy any an! za izao anisany le ho tonga indray kou:lol::lol:
45. HeryLo
(
29/11/2005 05:51)
sasa > sady atao be kilalaky be mihintsy fa milay be ny mijery anlà mandihy reny klé.
46. ravatorano
(
29/11/2005 09:31)
zà aloha efa kàoboko fa rehefa i herylo no maka ilay sary d milay b foana zà mahagaga an satria na maizina aza ilay sary toa hitako fa mbola voazavan i lery foana zà kle
zà manaiky an i herylo mpaka sary aloha eh
za manaiky an i sasa mpandihy kilalaka ihany kouh
^:^=D^:^=D=D
zà manaiky an i herylo mpaka sary aloha eh
za manaiky an i sasa mpandihy kilalaka ihany kouh
^:^=D^:^=D=D
48. sasa
(
30/11/2005 04:33)
Herylo mpaka sary, miaiky an'lah izahay e! mahay elah, fa tsy atao be kilalaka intsony am manaraka fa efa mitaky ny isan-jaza lesy d valabe kou:-D:-D:-D:-D
ravatorano enao kou razoky d mbola manampy eo ihany an! fa ity razoky ity kou aloha mahay mandihy slow mintsy e:-D:-D:-D:lol::lol:
ravatorano enao kou razoky d mbola manampy eo ihany an! fa ity razoky ity kou aloha mahay mandihy slow mintsy e:-D:-D:-D:lol::lol:
49. ari.malala
(
30/11/2005 07:31)
sasa, hay njiko mahay mandihi kilalaka? :) vaova tsara izany kty... rôvina no misy manaraka hijerevak an'i sasa mandihy kilalaka? :-D
50. HeryLo
(
30/11/2005 09:05)
fijo > tena feno ny reservoir klé !!tsy nahazaka intsony.
ari.malala > asinay mihintsy raha vo tonga njy kah.
sasa > aza mampé é ?
ari.malala > asinay mihintsy raha vo tonga njy kah.
sasa > aza mampé é ?
54. sasa
(
02/12/2005 06:34)
Herylo ka efa woe za le olona mampmé wa kou!!!:-D:-D:-D
ari.malala tongava njy d isika miaraka mandihy kilalaka :lol::lol:
fijo izany kilalaka izany izao malaza indray amzao
ari.malala tongava njy d isika miaraka mandihy kilalaka :lol::lol:
fijo izany kilalaka izany izao malaza indray amzao
55. ari.malala
(
02/12/2005 06:36)
fijo, aza asina kondidio lesy fa tonga d tongava a, d @ zay miaramifety e ;)
56. HeryLo
(
02/12/2005 07:13)
fijo > dihy avy any @ sisiny any letsy ny kilalaky..
Mamparary voly bé an !! hihihihihi
Mamparary voly bé an !! hihihihihi
59. ravatorano
(
03/12/2005 05:49)
ry bazna no mpihira kilalaka haiko ry tsivery izany kouh favy b kah fa ny tarika HeryLo no tena mpivazo an 'ireny avec danse b eh sa aoana letsy zandry ilay siky mena ! :D
60. HeryLo
(
03/12/2005 07:41)
:Dravatorano > hihihihihihi !!
zoky ravato favy be ihany no nampiantra anay zao kou..:lol:
zoky ravato favy be ihany no nampiantra anay zao kou..:lol: