mampianatra

1. fenobe ( 23/11/2005 16:05)
Misy mpampianatra Histo-Geo zay ao @ LJJR, Mr 20 100 no anarany Izy d mklavaka fona ,manao antsirambony ny asany.
Prof 2 physik kou! Mr Martial d mamelaka ankizy, nefa tsy padagogik mintsy zany!
novalian'i hesham ny 01/12/2005 02:28
2. Herimiafina ( 23/11/2005 16:08)
Torio any amin'ny inspection de vita.8)
Nefa alohan'izay de meo avertissement kely kalongany.
De refa tsy mety amlé avertissement de entoany amin'i Provizera.
de refa tsy mety eo njayd e Inspection de vita.
3. jennifer2 ( 24/11/2005 01:05)
marina zany!

torio mihitsy, de ataovy ambaratongany ny fitarainana. De tonga de ny iray kilasy nakilasy maromaro no indray mitory fa ra vo ankizy vitsisitsy de sarotra be.
4. kally ( 24/11/2005 17:27)
Mba efa nanatona ny tompon'andraikitra ve ianareo mpianatra? Mba efa nisy fifampiresahana sy fifandinihina ve fa sao manoso-potaka anaran'olona eto fotsiny, toa feon-dakolosy tokana be mantsy ka manahirana.
5. Ragadona ( 24/11/2005 18:14)
Sao dia mba pedagojia avo lenta miainga avy amin ny toetoetry ny mpianatra no ampihariny ka ho sahirana nareo refa hazavainy le fandehany, mba hadihadio koa izy aloha e, de asio jery todika koa ny ao am pianaranareo...
6. Herimiafina ( 25/11/2005 19:18)
Ataovy pedagojia participativa kely mahintsiny kalongany ary e, hehehehe:-D:-D:-D:-D
7. hesham ( 27/11/2005 00:45)
Ento any @ zay tompon`andraikitra ambony indrindra ny tantara e, zany hoe tsy ianao irery no mankany fa miaraka doli , ary za mahita fa le mazoto mianatra zao no mitaraina fa zaran`ilay kamo mianatra ary le prof tsy tonga hihihihi.
Felaka kosa tsy lasa fa efa demode zany .
Za kosa aza mba kasihantanana zany fa valiako marinamafy e .Mamanay zao no mety tsy valiko raha mamelaka ahy fa ankotrizay dia zay alehany alehany fa dia valiako e ntsssss.:-D:-D:-D:-D
8. Veloo ( 29/11/2005 21:09)
hesham eeeeee njy aky tsy mahalala fa za dia vo fona retsy t@ za tany am-pianarana a hihihihi
9. hesham ( 30/11/2005 02:55)
veloo :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 30/11/2005 06:37)
Ary lasa henjy be injay ra-hesham izany fa tsy manadala an-dRaherimiafina tsony klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
11. hesham ( 01/12/2005 02:28)
anga tena lasa adala tamiko mintsy ianao eeee hihihi:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1697