adala
1. gasitiako
(
23/11/2005 11:43)
misy adala roalahy (Balita sy Zefa) sendra tafaraka teny andala, dé i Balita nahita vakim-pitara kely tamin'ny tany dé noraisiny dé oy izy nijery ilay fitaratra:"Ary fantatro ity olona itako amin'ny fitaratra ity" dé oy ilay adala iray énto aty oé jereko: dé oy ilay adala iray "tena adala éla! zà io amin'ny fitaratra io"
novalian'i ari.malala ny 25/11/2005 07:06
8. gasitiako
(
24/11/2005 11:56)
bozimanga marina tia mimémé e, hitako enao indray andro zay, nisy nampimé tao anaty taxibe, tonga enao de nikakakaka be, fa vao nijery le receveur tonga de montotra tampoka indray