il etati une fois...
21. pissoa
(
25/11/2005 06:35)
fa angaha ilay rakitra in-1 iny ihany no nalefa tany ry Laza randri? :-D
23. Herimiafina
(
25/11/2005 19:36)
Ka matetika amin'ny toe-javatra toy itony le mpialalao no mamoaka vola ampaosy knou, hehehehe:-D:-D
25. Herimiafina
(
26/11/2005 04:49)
Efa lebany be le mpilalao de izy njay no mitady mpanao filma productera hanao ny filma ny, hehehehe:-D:-D
27. Herimiafina
(
26/11/2005 05:04)
Ka le filma kou ne mbola tsy nivoaka sady mbola tsy hay ze hiafarany e, vao miheritreritra ny scenario manaraka izao isika, sa ahoana hoy injy? :-D
29. Herimiafina
(
26/11/2005 06:07)
Ie, sady omby vavy be ronono holstein klé, manome ronono maro be hazahoana volabe tsy ankijery entina hi-financer-na le filma, hehehehe :-D:-D
33. Herimiafina
(
26/11/2005 06:30)
Io njay le xxx mangalatra le style herimiafina klé, iza ary io fa tsy mety identifié-n'ny CIA mahintsiny klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
35. Herimiafina
(
26/11/2005 06:36)
Omeo sopapa hoe ry cutie, hehehehe:-D:-D
NB:xxx: ny tenin'i herimiafina manombola majuscule foana de tsy manafohy teny toy ny hoe "ve" i herimiafina, hehehehe:-D:-D
NB:xxx: ny tenin'i herimiafina manombola majuscule foana de tsy manafohy teny toy ny hoe "ve" i herimiafina, hehehehe:-D:-D
37. Herimiafina
(
26/11/2005 06:41)
Izay vao fantatro klé, il suffit jerena ze nanoratra any ambadika rehetra any de ampifanakaikezana ny ora de hita hoe i anona io, tsy ratsy kah, hehehehe:-D:-D