antitra sy olona sembana...

21. ari.malala ( 17/11/2005 06:17)
fijo, ataoko angamba fa tsy hahafaty antoka ny hanome kely @ fotoananao hamonjena izay sahirana satria ny asanao anie afaka vonjenao foana e, ary afaka miala tsiny @ debanao ihany enao...
22. tsitako ( 17/11/2005 06:55)
fijo> marina ny anao fa ra tena efa tsy miasa kosa v de mahita asa tsy aleo alo lé asa , iza no tsy tia any tenany? nefa nadia zany aza lé mamonjy ny sahirana ko mahafinaritra ka , ra azo atao zany ny mizara ny fotoana anao de vonjeo ihany ny sahirana é!
23. mamzelkely ( 17/11/2005 08:49)
apio haingna be ry zareo de lasa za miazakazaka aveo mamonjy an asa:°)
24. fijo ( 17/11/2005 22:08)
ari sy mamzely,tsy mamaky tsara an,tsy hoe asa efa atao ,fa asa vao hita ka handeha hoany ianao hanao dinidinika amin'ilay mpampiasa.
an an za aloha vao ny sembana ka
25. Veloo ( 17/11/2005 22:15)
:-D:-D:-D
26. fijo ( 17/11/2005 22:35)
ka tsy mamaky izy roa vavy ko.
27. ari.malala ( 18/11/2005 07:00)
fijo hay v eeeeeeeeeee, mamonjy dinika @ mpampias k, sady le size anie any anaty bus eeeeeeeeee:):):):°)
28. bichette ( 18/11/2005 07:55)
mandrindra< marina fa tsy misy hoe hisafidianana fa misy situation indraindray tena hoe "tsy maintsy misafidy" ianao dé oe iza no ampianao.
29. dadabe ( 18/11/2005 10:51)
Miala tsiny amin'i dadabe aloha, fa ny sembana hoy aho no omeko priorité satria:
Ho an'ny antitra:
- ny antitra efa nahavita ny fiainany, andalovan'ny olona rehetra ny misy azy. Ary tsy tao anatin'ny fahasembanana no niainany ny fiainany rehetra izay.
- noho izany koa tsy misy effet-ny ela intsony izay fanampiana ataonao azy eo satria afaka fotoana fohy dia hatao veloma izy

:-w
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 16-11-2005 21:35:47
Lohateny : Re : antitra sy olona sembana...
dadabe

:*:*:-$:@
30. mandrindra ( 18/11/2005 11:24)
bichette, izay vitan'ny tena ihany no atao.Raha tsy manampotoana dia tsy manao mihitsy. Raha iray fotsiny no azo ampiana dia iray ihany no ampinao. Tsy irery ianao ary tsy natao hanatanteraka ny zavadrehetra eto antany.
31. fijo ( 18/11/2005 21:43)
hendry kay le mandrindra ty kle.
32. bozimanga ( 19/11/2005 09:48)
ny sembana satria ny antitra anie mety manana ny taranany eh!
33. mandrindra ( 22/11/2005 14:37)
hendry ahoana indray lety ry fijo ?
34. fijo ( 22/11/2005 21:43)
hendry toa an'i maditra ko.
35. mandrindra ( 23/11/2005 15:03)
izay mihitsy ilay filamatra mahafinaritra, mifanohitra nefa tokana.
36. vale ( 28/11/2005 08:30)
fijo:

ampiako kely,raha eo ireo mila fanampiana ireo,nefa enao koa tsimaintsy mamonjy lera fa misy asa hita.inona no hatao?hanampy ny iray amin'ireo ve sa hamonjy le fotoana momba ny asa?



raha maika kosany ve enao ho afaka eee! sady na hanazava an'izay nahatara anao @ patron-nao ianao hoe mbola nanampy olona otran'izao sy izao, raha @ izao fiainana efa erahamalala izao mba marina mafy raha te halala izany ny sefonao!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3492