Fantsaram-belatsihy ve ?
21. nitram
(
16/11/2005 19:00)
izay no tena marina e, tsy misy mahavita tena zany fa aleo hiataka zay te hihataka e, ny tsra de ny mifanampy sy mifandray hatrany mba jereo ny fanaon'ny sinoa sy karana any dago reny mahay mifanampy ry zareo , ka maika ve fa tsika gasy zay lianmpihavanana indray no andeha ho ambakan'ny hafa , ny miavon'tsy feno koa anie no manao toetra toy ireny e, ny feno tsy mba mikobana zany mihitsy izy ihany d'efa mampiseho ny kilemany
22. Herimiafina
(
16/11/2005 20:26)
rabejo:
Raha dinihina @ ity serasera ity dia toa mifankatia tokoa ny gasy na dia an-tany lavitra aza. Matetika anefa dia tsy toy izany no hita eto Frantsa fa raha vao fantapantatry ny ankamaroan'ny gasy efa mipetraka eto fa malagasy toa azy ianao dia tsy topazany maso fotsiny. Efa lavitra vao mody pôliny raha manara-maso na tsia.
Ny sasany aza efa renao avy lavitra fa miteny gasy izao dia mody mivadi-dela rehefa eo akaiky.
F'angaha moa dia misy hangataka any aminy e ? Aoka re mba tsy ho toy izany e !
Met efa nifanena tamin'ny henjana izy de matetika gasy le henjana io de norma izy raha manao an'izany. Satria izy mi-généraliser hoe refa gasy de otsan'ilay henjana nampinan'ny fatiny azy taloha daholo de lasa mandositra gasy izy.
23. Veloo
(
16/11/2005 22:22)
za efa nifanena t@ na gasy be dia be juste nanao tsaty na forum fotsiny tao Paris etc... fa tena nifankatia be zahay :lol::-*
24. Herimiafina
(
16/11/2005 22:34)
Betsaka anie ny mifankatia e, fa tsy ilaozan'izay ratsy toetra foana io, mampinan'ny fatiny ny retraretra, de lasa simba le fihavanana.
25. fijo
(
16/11/2005 22:43)
samy manana ny lohany e,avelao hanao izay toa izany ,fa tsikio dia ampy
26. vegas
(
17/11/2005 02:33)
Ny aty swiss ndray tonga de sioka tokana fotsiny "tsinjinjentsy" (version sioka io an!) defa mitodika oe iza ndray zany misioka zany. Amiko aloha fifaliana ny mahita gasy e. Ary aleo tsy miaraka amiko eny andalana ra tsy tia gasy fa miady amiko ngamba no sasatra.
28. britta
(
17/11/2005 05:42)
rabejo:
Raha dinihina @ ity serasera ity dia toa mifankatia tokoa ny gasy na dia an-tany lavitra aza. Matetika anefa dia tsy toy izany no hita eto Frantsa fa raha vao fantapantatry ny ankamaroan'ny gasy efa mipetraka eto fa malagasy toa azy ianao dia tsy topazany maso fotsiny. Efa lavitra vao mody pôliny raha manara-maso na tsia.
Ny sasany aza efa renao avy lavitra fa miteny gasy izao dia mody mivadi-dela rehefa eo akaiky.
F'angaha moa dia misy hangataka any aminy e ? Aoka re mba tsy ho toy izany e !
Tsy aritro ny rubrique-nao dia novaliako satria izaho dia mpandalondalo any an-dafy fa izaho dia aty Dago no mipetraka fa rehefa sendra alefan'ny mpampiasa manao stage dia manararaotra mamangy ny havana any an-dafy. Ny zavatra tsikaritro dia ny ankizy ao Paris no tena manana toe-tsaina hafahafa - tsy mifampiarahaba na mifanena eny an-dalana izao aza fa asa angaha maninona! Very tery ilay toe-tsaina maha-Malagasy nefa tokony ho tadidian'ireny olona ireny fa tsy ho vazaha na oviana na oviana izy satria dia Rafohy sy Rangita no nipoirany fa tsy Obelix na i Asterix na i Chirac akory! Tokony hiray hina amin'izay koa anie ny gasy any an-dafy any fa ny vazaha izao efa manomboka tsy tia vahiny e! Sao dia efa samy voaroaka eo daholo (enga anie tsy hisy izany!) vao hipenipenina hitady an'iza? Koa mifankatiava re rey olona e! Na mba mifampiarahaba fotsiny ange - tsy misy maharatsy izany e! Hafatrafatra ny ahy fa ry zareo avy ao Paris (tsy hiteny aho hoe Pariziana satria Gasy mipetraka ao Paris fotsiny ry zareo...) Ny ankizy any @ province aloha dia mifampiarahaba daholo na tsy mifankahalala ary e! Ka lozan'izay tsy hifankatia any an-tanin'olona any...
29. rabejo
(
17/11/2005 10:35)
Tena marina ny anao ry Britta fa na dia vazaha taratasy aza ange ka mbola antsoin'ny aty ihany hoe malgacho-français e ! Tsy ho ampitoviany @ tena français de souche mihitsy ianao na oviana na oviana.
Ary jereo koa ange io crise aty Frantsa @ izao fotoana izao io e ! Iza moa no mahafantatra na fomba entina hanenjanana ny lalàna mikasika ny immigration io ary hararaotina ampodiana vahiny (indrindra ny afrikana sy gasy) betsaka ?
Tokony ho fantatra koa mantsy fa raha vao miresaka immigrés dia hafa mihitsy ny fandraisana ny immigrés européens (indrindra européens de l'Ouest) sy ny avy @ kaontinanta afrikana. Ireto farany ireto ihany no tena "indésirables" @ndrizareo, dia manampy kely koa ireo sasantsasany @ ancien bloc de l'Est (Indrindra ny Roumains). Eo indrindra no tena mba mila ny firaisan-kina fa tsy haka ho azy. Ny momba ny tantaran'ny gasy koa anie ka tsy mitovy @ an'ny ankamaroan'ireo immigrés afrikana ireo satria vitsy @ gasy mipetraka aty frantsa no teraka taty raha ampitahaina e. Ka noho izany dia tsy tokony hanana toe-tsaina sadasada tsy vazaha tsy gasy.
Misaotra betsaka @ hevitra.

33. Veloo
(
17/11/2005 22:18)
britta a dia asa mihitsy izay ahanjo an'ireo ankizy ao ireo retsy ka.:(
35. xxx
(
18/11/2005 10:28)
tsy vidim bola marina ny fiarahabana, fa izay ilay toe tsaina izay,tena raha vao maheno aza hoe ho any Frantsa dia ohatran ny tonga ato an tsaina izay zavatra izay, misy ny sasany mahalala fomba ihany fa ny mpiavonavona no manamantsina an le izy de lasa safo be mantsina ilay zavatra na olona tsy miavonavona aza dia hoe ao Paris reo, lasa matahotra indray zany raha vao mahita gasy ao de hoe, tena handeha hoarabaiko ve ity sa ahoana le!
36. xxx
(
18/11/2005 13:34)
mampalahelo be nareo - mba efa miverimberina ihany ilay resaka dia ... tena mbola tsy tapa-kevitra ny hiova ihany ve ry reto kou :(
xxx > arahabao foana rehefa gasy hitanao vao voalohany e, aza tonga dia atao hoe sao dia gasy eto Paris indray
fijo - aiza njay mou njy teo no mipetraka le? :-D:-D
(mananihany aho ooo)
xxx > arahabao foana rehefa gasy hitanao vao voalohany e, aza tonga dia atao hoe sao dia gasy eto Paris indray
fijo - aiza njay mou njy teo no mipetraka le? :-D:-D
(mananihany aho ooo)
37. xxx
(
18/11/2005 18:22)
marina zany, asaivo mandalo kely eto amin ny serasera aloha zay hitanareo fa miavonavona e
38. vale
(
18/11/2005 19:21)
bichette:
olona compléxé no manao an'izany ka ! mampalahelo
tena izany mihintsy ry bichette a!
40. Herimiafina
(
21/11/2005 03:00)
Tonga izy de harabao amin'ny teny arabo, de mety hiresaka aminao ihany de itenenno teny gasy tampoka de diso fanantenana be, hehehehehe:-D:-D:-D:-D