tiany hono aho !

21. xxx ( 17/11/2005 06:15)
Very hevitra @ hevitray mianakavy eo ianao ka tsy ho hitanao izay raisina fa izao: ny vavaka no ahafantarana ny tena valiny marina. Raha sitrapon'Andriamanitra no iarahanao @ X dia tanteraka foana io na misy mpisopatra aza. Ny ahy aloha dia ny mifanjinja @ resaka fitiavana tena tsy tiako fa raha i S no tiany dia avelao hiaraka eny dia hita eo ny fiafarany e! Ianao koa en meme temps mety hahita olona hafa mbola tianao sy tia anao mihoatra noho i X. Ny tany fandalovana fa aza atao mankarary fo, eny e! mora ny miteny ho miala sns.. nefa aleo miala fa marary fa iny kosa avalon'ny andro avy eo, toy izay ianao hiaritra ny ataon'izy sy S eo dia vao maika mampitombo aretina fotsiny. Manaova zavatra hafa indray aloha (miara-mivoaka @ namana sady manary dia) fa ho hitanao fa ho adinonao ihany izy refa ela ny ela... Mahereza fa tsy nisy tsy nandalo olana toy izao raha mbola resaka fitiavana e....
22. kilalaki ( 19/11/2005 15:42)
raha ny hevitro ko lo de zay e!saingy sady mivavaka ianao no manao zay fomba ahafantaranao marina raha mbola miaraka marina i xxx sy S,raha sendra ty farany moa no izy dia aleo manao fialan'ny olon-kendry,tony tony de masina ny fony,tsy vary ny fitiavana na mofo ka atao anjolofo na hoe vary na laoka ka atao kaofiraoka fa izay mahasoa ataon'ANDRIAMANITRA.Dia mirary soa e...
23. lapino ( 19/11/2005 16:34)
saingy noho izy niangavy sy nampiseho fitiavana ahy

Mety ho tena tia anao marina izany bandy izany! Raha za aloha tsy mahavita hiangavy fitiavana amina sipa zany, tsy mitambitamby amina sipa vonona hisaraka amiko izany ! Za mino fa matoa lery nampiseho an'io fihetsika io dia tena tsy mahafoy anao izy. Tena marina!

Raha izay tsy fahatongavany tamin'ny andron'ny anniverseranao ve dia ataonao olana? Tonga ihany anefa izy ny hariva an! Ilay hariva iny no tena milay rehefa miaraka. Dia mbola asianao olana ihany ve izany kle?

Raha ohatra ilay sipa niteny hoe tsy maintsy ho azony ilay bandy, ny dikan'izany ange hoe tsy tompony izy e! Looser izy raha izay.

Raha ny hevitro dia aza miraharaha an'izay S... any, fa ny bandy raha maditra sipa, dia normal ihany izany. Fa ny anao karakaraina tsara. Dia karakarao tsara.

Dia mba mieritrereta kely koa aloha ianao, sao dia mba ianao no tsy tia azy?
24. xxx ( 20/11/2005 23:23)
Lavabe ny resaka fa zao;Manaova toa an'i X ihany koa ndry miaraka @ kôfa hafa sady miteny aminy hoe izy no tena tin-dry fa raha tena tian-dry marina i X dia tsy maintsy mikorapaka.Tout qui risque gagne sinon tant pis!!Asio mokon-doha kely akia fa itsahin'ny ol fotsiny ngéh é!Aza asina dikany ze S any fa ny an-dry sy X ihany aloha!!
25. ravakamalala ( 21/11/2005 14:40)
raha ny fahitakao azy dia tsy tiany indry (mifanohiutra am lé titre) raha tena tiany akia ndry an, na S io na tsy S, anniversaire ndry indray mandeha isan taona dia tsy nefa izy tsy teo!!raha tena tia izy dia nijanona teo amin dry!!

ndana mitady hafa marina fa antitra eo! marary andoha ampitoerana eo ndry.
26. diamondra27 ( 22/11/2005 14:08)
misaraha fa kely sy lehibe e!:lol::lol::lol::lol::lol:
27. xxx ( 23/11/2005 11:31)
misaotra betsaka re fa dia misy hodinihina avokoa ilay hevitrareo rey olona o mankasitraka anareo an
ny tohiny dia izao, tonga izy dia nanazava sy niangavy ary somary nihenjana ihany ny tady satria aho dia nalehelo mafy, milaza izy fa misy olona hafa ankoatra an'i s hono midrague azy, fa tsy tiany nolazainy tamiko avokoa ireo dia izay ny vaovao farany .

28. diamondra27 ( 23/11/2005 14:25)
de mbola sahy mandrangitra ihany ve le kofboay hoe misy olona hafa, tena tiany ho saropiaro aminy ngamba toi ka, moyen daholo zany azo ampiasaina e de @ zay ndry mifikitra fa tandremo sao de latsaka @ haratony fa tsy tafavoaka intsony ao. Na de tsy jalouse ary njy de farany lasa ihany refa hitany ny faille-njy, fa mba ataovy koa izy jerena ze paikany

Maninona raha misy marina ny mi-charme anazy tsy teneniny anao ny anarana? Raha tena tia ky tsy maintsy lazaina ze ahiahy mba tsy hisian'ny romoromo
29. zama91 ( 17/12/2005 21:18)
mafana izy inzany kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8666