Windows XP SP2 et Visual Studio Express
1. tsoupou
(
14/11/2005 07:57)
Miarahaba ny mpandalina rehetra.
Mba misy olana tiako zaraina kely amzay mety hanome fahafaham-po.
Tsy mety mi-installe anlé WIndows XP SP2 ny matos-ko nefa ilain'ny Visual Studio Ewpress ilay izy. Koa mba mngataka fanampiana amzé mahay mamaha io olana io aho fa tena mba te-hianatra ohatran'ny rehetra ny tenako e.
Dia misaotra indrindra

novalian'i ramoul ny 16/01/2006 14:14
2. hery
(
14/11/2005 08:21)
Inona no mitranga rehefa installer-na ilay SP2? Bedabe mantsy ny antony tsy mampety azy.
3. estine
(
14/11/2005 08:22)
misy fiovany kely kosa ka satria kolotsaina 2 fara faha keliny no mandrafitra ny toetran'le sipa sady raha canada zamerika 'zany tany mandroso afa koa ny endrika isehoan'ny fiarahana" ny sex "aloha mibahatoerana be ny gasy mbola mila mifampijery toetra sns ka raha tsy maharaka de lozan'ny omby miahaka
4. tsoupou
(
14/11/2005 08:39)
hery:
Inona no mitranga rehefa installer-na ilay SP2? Bedabe mantsy ny antony tsy mampety azy.
Manao collecte informations aloha ilay izy dé avy eo mandefa message oe impossible d'installer Windows XP SP2. Consulter le site zao zao zao. Ny ahy koa, tsy haiko na misy idirany na tsia, fa tsy enregistré ny Windows XP, dé tsy haiko na noho izay lé blem.
6. jefra
(
14/11/2005 14:37)
tsoupou> Raha vao tsy enregistré ny XP, tsy afaka mi-intall SP2 INTSONY izao. Ny torohevitr'i ds arahina raha manana CD ianao.
Sinon mitadiava serial XP-na portable, satria ny licence iray dia natao ho ana portable sy PC.
Sinon mitadiava serial XP-na portable, satria ny licence iray dia natao ho ana portable sy PC.
7. vancleef
(
15/11/2005 15:22)
Raha piraté ilay Windows dia tsy afaka mi-télécharger naha manao update intsony afatsin'ny security update.
Jereo eto ny fomba tsy hikarokaroan'i Bilou an'ny ordinateranao naha tsy piraté aza ny windows sy office satria manorisory aho ireo mpitsikilo dia mandefa informations momba izay ao @ ny ordinaterako.
http://serasera.org/forum/?rub=message&msgid=m42f1f0b193a5e

8. nestore
(
16/11/2005 19:01)
Tsotra be izany SP1ihany ampiasaina aloha mandrampaha voametrisenao ny fomba fy instalena azy .
9. lapino
(
20/11/2005 11:44)
Sinon mitadiava serial XP-na portable, satria ny licence iray dia natao ho ana portable sy PC.
+1 (na tsy tena ara-dalàna loatra aza) :)
Jereo ato misy logiciel kely afaka hangalana ny n° serie an'ny win raha mahita portable.
Avy eo jereo ato ny fanovana azy eo @ matosinao
Raha hanao ilay torohevitr'i ds dia tsara raha mampiasa an'ilay logiciel nlite. Jereo ato misy tuto kely
10. ramoul
(
16/01/2006 14:14)
ra tsy matanjaka le Windoxs XP de tsy afaka manao ny instalation ny Windows XP SP2 ny matosin'lah!