Rehefa ho lany hono ny petrole
21. ravakamalala
(
18/11/2005 18:55)
mampiady vato ka! nga mbola tsy hitanao iny film iny? ny vato no akasokasoka.
misena be mihitsy nefa iny film iny!:-D
misena be mihitsy nefa iny film iny!:-D
24. lapino
(
19/11/2005 22:19)
ravakamalala:
mampiady vato ka! nga mbola tsy hitanao iny film iny? ny vato no akasokasoka.
misena be mihitsy nefa iny film iny!:-D
Ampahany kely fotsiny no hitako fa tsy maintsy nandeha natory za t@ le izy nandeha fa hanao interro ny ampitso :cry: Fa raha misy manana divx dia mba tairo any e:).
25. narima
(
07/01/2006 14:07)
Izahay aloha tsy mba manahy ny ampitso izany e! ny Rainay any an-dantra no efa niteny fa anjarany izany.Sa tsy narima izany?
