hipetraka any usa

61. cutie ( 15/11/2005 05:57)
:-D:-D:-D
ratsy be zany
62. Herimiafina ( 15/11/2005 06:20)
de raha ataoko hoe hay nisy rahalahan'i herimiafina kambana taminy de iny no maty fa le herimiafina tena izy tsy maty de manjary mitovy amin'ny film an'i Alainj Delon hoe La tulipe noire, de tsy mety foana, hehehehe:-D:-D
63. cutie ( 15/11/2005 06:21)
nga tsy maintsy asiana misy maty e :-D
64. Herimiafina ( 15/11/2005 06:46)
Kay leity e, à refaire ve zany le scenario hatrany amin'iny prizy fahaefatra iny? hehehehe. Okay ary e, atao hoe narary fo be hoino zany raherimiafina de nampidirina any amin'ny hopitaly de nahita infirmiera manja be nikarakara anazy be.
Otsan'ny filma efa nandeha kou izany klé. Meo inspiraka kely kalongany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
65. cutie ( 15/11/2005 06:49)
de nampijalian'le infirmiere manja be kou hono izy fa tsy nokarakainy akory :-D
66. Herimiafina ( 15/11/2005 06:57)
De hijaly fona ve ileiry, non tsisy mividy eo ny film fa aleo hatao hoe nanao vengeance terribla tamin'ilay ra-cutie i nedala de niaraka tamin'ilay infirmiera nefa tsy tiny akory io. de ra-cutie lasa tia an'i nedala njay de nandeha tany nedala de le infirmiera nijaly be de lasa nandao an'i nedala de refa lasa le infirmiera vao tonga saina i nedala hoe kay le infirmiera njay no tena tiny.
Kay leity e, mitovitovy amin'i Boomerang, filma an'i Eddie Murphy njay izy zany klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
67. cutie ( 15/11/2005 07:00)
de tohizo we :-D
68. Herimiafina ( 15/11/2005 07:05)
De nakany amin'ilay infirmiera i nedala hifona, de niditra anlé chambre nisy azy i nedala de niboredidredika teny fifonana teo noho ny fijangajangana natao. Kinanjo raha nitodika le infirmiera de mitovitovy amin,ny profil an'i ra-cutie ny profil-ny.
Kay ra-cutie ihany ilay infirmiera. heheheheheh:-D:-D:-D:-D

Mitovitovy amin'ilay film hoe "sueur froide" an'i Alfred Hitchkock injay ito version ito, hehehehe:-D:-D:-D:-D
69. cutie ( 15/11/2005 07:08)
tsssssssssss :-D
70. cutie ( 15/11/2005 07:12)
asio intermission kely alou :-D
71. Herimiafina ( 15/11/2005 07:14)
Io nefa zao no hitako ho scenario favifavy kokou ry cutie, sa enao mahita hafa azo atolotra? hehehehe:-D:-D:-D:-D
72. cutie ( 15/11/2005 07:17)
tsy za no scenariste , enao ihany , fa asio pause alou hisotroana kafe :-D
73. Herimiafina ( 15/11/2005 07:32)
Andao marina, amin'izay kou ny acteurs toa antsika mifankahalala tsara, hehehehehe:-D:-D
74. Herimiafina ( 20/11/2005 05:30)
barinjato:

hoan izay haniry ny hipetraka any Amerika dia manao antsapaka isan-taona ry zareo ka mandraisa anjara ianao sao mba lasa any.
Ity ny rohy.

http://www.dvlottery.state.gov/

ny fisoratana anarana dia tsy andoavam-bola, ny sarinao fotsiny no ilaina, atao rakitra .jpeg, ary saritapaka manatrika sy mazava tsara. Azonao andramana @ ilay rohy 'Photo validator' ny sarinao raha mety araka ny tokony ho izy.

Ny daty fisoratana anarana farany dia 4 Desambra 2005.



Jereo koa ny site ny immigration USA ato amin'ity: www.uscis.gov, de araho ny fempetra ao.

Jereo ihany koa ny site ny immigration ato amin'ity:www.cic.gc.ca.

De tongava aty daholo fa favy aty.(l)
75. Herimiafina ( 25/11/2005 19:50)
Aiza daholo nareo teo klé, tongava aty na de hanao vacance aza klé hehehehehe:-D:-D:-D:-D
76. antso2005 ( 10/12/2005 03:42)
Herimiafina:

Aiza daholo nareo teo klé, tongava aty na de hanao vacance aza klé hehehehehe:-D:-D:-D:-D


Azoko an-tsaina hoe nivady nareo amin'ny faran'le film :wink:
77. Herimiafina ( 10/12/2005 04:21)
Saingy injisy mantsy ry antso fa filma fotsiny le izy klé, le bandy maty nitsangana daholo refa vita ny tournage, le sipa novadiako tamlé film notsenain'ny vadiny, hehehehe:-D:-D:-D:-D
78. antso2005 ( 13/12/2005 04:00)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3924