Mety ahasoa: midézoné lecteur dvd pc.
1. vegas
(
11/11/2005 02:15)
Mba hialana amin'ilay resaka zone mandreraka amin'ny lecteur dvd sur ordi dia ity misy fika hanalana izany. Afaka ijerenao film rehetra amizay ny ordi anao, lasa multizone.
http://www.slysoft.com/en/anydvd.html
Version limité à 21 jours io defa ampy tsy ilaina mividy akory. hihihi miala tsiny mampianadratsy lé tsy mampividy.

novalian'i tsoutsoutra ny 24/02/2006 18:01
2. rpk
(
11/11/2005 10:40)
Efa ni-télécharger an\'io zah teo aloha fa de limité 21 jours tokoa. Tsy afaka mampiasa io AnyDVD io intsony avy eo raha tsy mividy. De zao zah zao miahaka eto fa tsy afaka mijery zone hafa intsony
3. jefra
(
11/11/2005 11:17)
Ny ahy ity iray ity no ampiasaiko: DVD43. Gratos. Fa version windows fotsiny aloha e!
http://www.afterdawn.com/software/video_software/dvd_rippers/dvd43.cfm

4. vegas
(
11/11/2005 11:27)
rpk> iza miteny oe ataovy tratra farany ao e? hihihi. Ny ahy zao efa ho 3 mois zao mbola io démo io iany, mande tsara.
6. jefra
(
11/11/2005 14:39)
kiali> Ataoko fa fantatrao fa tsy mitovy ny fotoana ivoahan'ny fima eran-tany. Mety vao mivoaka en salle ilay izy aty France kanefa efa ho 6 mois no nandalo tany USA ohatra.
Mba hiarovana ny marche-ny izany dia nasiana protection par zone ny DVD mivoaka (tsy voatery ho izy rehetra). Azo atao anefa ny mividy par internet ohatra DVD vao nivoaka any USA (USA zone 1, i eropa sy afrika samy zone 2).
Ny olana dia nasiany an'io protection io koa ny lecteur @ PC. Manana zo manova zone in-efatra ianao, ka aorian'izay dia tsy maintsy dezoner-na any @ constructreur/representant, raha tsy izany dia bloque @ valeur farany ka io zone io sisa azonao jerena.
Dia misy ny logiciel voalaza ery ambony mi-bypasser ilay protection par zone, dia lasa mahavaky ny DVD jiaby ny lecteur-nao.
Fa ankoatran'io resaka zone io, dia misy protection de lecture koa ny DVD (CSS), misakana ny hanaovana copie na fitrandrahana hafa, dia manala ilay protection koa io logiciel io.

7. kiali
(
12/11/2005 09:58)
jefra:

ok!! mazava !! misôtra betsaka anao!
8. sadakely
(
03/01/2006 08:11)
Salama daholo e!
Mahafinaritra fa efa mahay mikaroka isika e.
Mety soamatsara io AnyDVD io fa saingy mila logiciel iray izay miaraka aminy CloneDVD de asiana crack kely izy de aoka fa midralaka be ary tsy Démo izany intsony e. De izay mazotoa mampiasa azy fa midézoné tokoa io ka

9. tsoutsoutra
(
24/02/2006 18:01)
misaotra betsaka t@ torohevitra, fa mba mila fanampiana kely ry zareo,
lecteur dvd graveur 2 izao no nosimbain\'ny pc-ko,( tsy misy hidiran\'ny dezonage aloha ah)
tsy haiko rah tratran\'ny virus, fa le premier lecteur, ny tirroir dia tsy nety nihidy mihintsy ary rehefa mi-essayer manisy dvd pour lire aho dia mi beugue ny pc, tsy maintsy mi-debranche ny rehetra aho/
desinstaller-ko ny peripherique, ny re-installé-ko ny pilote, tsy misy fiovana, nanao restauration de système aho tsy mety izy, dernière solution angamba dia formatage complète mais raha misy solution hafa dia mba ampio eh,
misaotra mialoha:roll: