Rehefa misafidy dia tsy maintsy manenina.

21. ravakamalala ( 11/11/2005 14:48)
Za ndray tsy manenina fa diso fanantenana, nisafidy aho dia efa norefesiko ihany izay azo norefesina rehetra fa e e e mbola diso fanantenana ihany aho avy eo.:snif::snif:
22. pissoa ( 11/11/2005 16:52)
ravakamalala > njy - aza tomany tsony an :lol:

fa hono wa e - fa angaha moa tsy rehefa somary diso fanantenana ny olona no manenina? sa rehefa maninona koa no manenina :roll:

23. Herimiafina ( 11/11/2005 17:18)
Azonareo tsara le lesona, felicitation daholo.

Tsy mety zany no miverindalana amin'ny safidy natao e. Izay natao de revena manja daholo fa eksperiansa.
24. fijo ( 11/11/2005 20:54)
coucou cocorie an.
hery an,le maka azy roa safidy koa ka.fa eto dia safidy ny tsy hisafidy no safidy natao.
25. ravakamalala ( 11/11/2005 20:58)
TSy voatery manenina akia rehefa diso faaanantenana a! mi assume fotsiny;izay lé oe te hanaooo aminy eo!
"aza manody ny mivoky atody fa refa mody mangaarom-bava"
26. fijo ( 11/11/2005 21:04)
mba vava aza no karomina ko.hi hi hi
27. ravakamalala ( 11/11/2005 23:06)
FA tokony ho inn ndray:wink:
28. hesham ( 11/11/2005 23:41)
efa lava be ny valinkevitra dia kamo be za hamaky fa manjary te hatory be za .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
29. cutie ( 11/11/2005 23:43)
hesham :-D , hay ve njy eo e
30. lapino ( 12/11/2005 16:07)
ravakamalala:

Za ndray tsy manenina fa diso fanantenana, nisafidy aho dia efa norefesiko ihany izay azo norefesina rehetra fa e e e mbola diso fanantenana ihany aho avy eo.:snif::snif:


Tena ilay refiny ve no nandiso fanantenana anao? :?
Lalina ianao zany an! :wink:
31. ravakamalala ( 12/11/2005 18:30)
lapino > voalazanao :-D
32. Herimiafina ( 12/11/2005 22:02)
Inn marina hono le norefesin'i ravaka tao e? kirié be mantsy zah.:-D:-D
33. hesham ( 13/11/2005 01:19)
Herimiafina:

Vaha-olana de refesinao (saintsainina) ny mety haben'ny nenina mifandray amin'ireo zavatra safidinao ka ze hitanao fa hahitanao nenina farany izay kely indrindra no safidinao "MINI-MAX REGRET".



Raha ny fahitako azy in1 ry herimiafina an , @ fomba aona moa no haminavinanao ny mini-max regret raha tsy misy action nataonao amin`ilay safidinao , raha dinihina fotsiny tsy ho fantatrao mihintsy na ho min na max ny resultatn`ny nenina . Donc zany tsy maintsy hisafidy ihany fa raha samy safidiana daholo izy 2 dia tsy maintsy hanenjika bitro 2 ihany eeee.Raha tsy atao izy 2 tsy ho hainao mintsy ny tena safidinao na handinika ny min sy max .Za zany koa te hatory dia tsy haiko tsara manazava ny hevitro


34. lapino ( 13/11/2005 13:34)
ravakamalala
35. ravakamalala ( 13/11/2005 15:33)
ny halavany no norefesiko.:wink:

lapino > marina mihitsy izany hoe tokony ny tsara azonao tao amin ilay safidinao no eritreretinao!!
36. fameusecousine ( 14/11/2005 06:37)
mijery ny ady hevitrareo za de voan io milasafidy io nefa samy tiako daholo izy roalahy de ahona ...misy toetran ilay iray tsy anan ilay iray ..adaladala za
37. ari.malala ( 14/11/2005 12:28)
d mahaiza misafidy e... zay tena tianao iarahana fa refa tena tia ianao hainao ny ùanova ny kileùmany hanjary toetra tsara, sady ny tna fitiavana tsy mijery afatsy toetra tsara zany fa tianan hatr@ kileman'le ol
38. fijo ( 15/11/2005 21:50)
ka le safidy roa wa atao
39. mandrindra ( 16/11/2005 14:56)
miombokevitra amin'i pika sy ari.malala.
Ny tahaka izay sy ny sty misy mitovy ihany e, dia ny lalana zorina ary ny ho avy banjinina.
40. xxx ( 16/11/2005 15:09)
fameusecousine:

mijery ny ady hevitrareo za de voan io milasafidy io nefa samy tiako daholo izy roalahy de ahona ...misy toetran ilay iray tsy anan ilay iray ..adaladala za


Jerijereo
Ilay an-kandrefy teo :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2651