Billet TANA/PARIS aller-retour mora be

21. Veloo ( 15/11/2005 18:34)
cutie a ilay mahay tarot aky a no sady dokotera any morondava angamba hihihihihi
xxxx njy ngamba vadiny kle :twisted:
:-D:-D:-D:-D
22. cutie ( 15/11/2005 19:22)
veloo, tsy haiko zany :-D
23. Veloo ( 17/11/2005 18:43)
cutie a i watafon aky a
24. cutie ( 17/11/2005 19:14)
veloo, ka tsy haiko izy wa :-D
25. Veloo ( 17/11/2005 19:24)
cutie oh ok hihihihih
26. ZoCAP ( 19/11/2005 13:29)
Merci MuMu et bonjour à tout le monde de Serasera !
27. watafon ( 21/11/2005 20:09)
menamena b mihitsy ange ny sofiko e! :oops::oops::oops:
veloo : haingana ary njy fa miandry za e! :-*:-*
28. Duddy ( 26/12/2005 12:20)
mumu:

CAP MADAGASCAR
39, rue Servan - 75011 PARIS
Tel: 01 42 86 99 88

PARIS/TANA/PARIS
Billet aller-retour: 500 Euros HT


Nahitsin'i hery


Salut mumu!

Sao mba mahita fika njy mba hahazoana "certificat d'hebergement" fa misy namana hande ho any France aty de io sisa no tsy ampy @ dossier-ny hahazoany visa?
Tena ilaina maika be avant fin d'année le izy.Nefa asa ko na mety halefa mail na tsia.
Na inona no hevitra azonao omena mba hahitana an'izany haingana?

Zay fa misaotra mialoha.

29. Ralay ( 31/12/2005 06:29)
Tsy mety io raha alefa mail sady tsy vita ao anatin'ny fotoana fohy intsony ny certificat d'aceuil izao fa au moins 15j à 3 semaines. Mbola sarotra koa ny fazahoana an'io fa misy condition bdb depuis Sarkozy niverina ho ministry ny interieur io. Mazotoa e:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2583