Fampitomboana biz'oroka
1. xxx
(
09/11/2005 11:51)
Manahoana tompoko ô! Hono hoa nisy olana angah ny fampitomboana biz'oroka @ izao? tsy izany fa efa ho erinandro izaho no mitsidika isan'andro ilay fampitomboana fa tsy mahazo valiny foana!mba mila fanazavana e!
novalian'i cutie ny 10/11/2005 00:12
2. estine
(
09/11/2005 12:28)
otran'ny mandeha ihany le izy ka ,za zao omaly anjoany nandefa fona ao fa omeko njy
4. xxx
(
09/11/2005 17:09)
hihihi! mahery mi-xx @ bizoroka zah kia an! de nefa tsy mbola tapitra le tahiry 10!nefa ko zay mbô manohana (ara-bola)ny sera2 iany nefa!sô de mijery tavan'oula ara le mpanome tahiry e! hihi
