Fampitomboana tahiry biz'oroka

1. xxx ( 09/11/2005 11:00)
Manahoana tompoko รด! misy olana angah izao ny fampitomboana ny tahiry @ biz'oroka! efa ho 5 andro izay no mangataka fampitomboana ny tenako fa tsy misy valiny!mba mila fanazavana raha azo atao e!
novalian'i xxx ny 10/11/2005 12:52
2. xxx ( 10/11/2005 12:52)
tena tsy mitombo tokoa wa za ko otran'izany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4426