fitadiavana tonon-kira

1. Radina ( 08/11/2005 09:36)
Fangatahana fanampiana izy ity ray olona. Iza no afaka manome ahy ny tonon'ireto hira ireto: "malaso" sy "Mafy" (Régis Gizavo)?
Misaotra indrindra
2. rabilabila ( 08/11/2005 12:14)
Ireto ary e!! Dia ianao no mitendry angorodao ,dia izaho no mihira ? sa ny mihira no tianao kokoa?:

MALASO

Magnahira gnolo aminay agny malaso
Manahira tdy misy raha ataon-drozy laha tsy hangalatse
Zaho atoy malahelo ka malahelo tsy hanao akory
mahatiaro gny raha nisrho tagne iabe.

Agny avao ,agny avao rozy zay mahaferignay
Tsy matory ale, tsy matore andro ka mojale
Ombia avao voho hilame 'ty ama'ay agny

O O malaso reo e ,tsy vagno (2)
Tsy vohon'androany fa ela zay
Ty nampijale gnolo aminay
Tsy ligninay matoa zahay mitaray vonjeo

Agny avao,agny avao....
..........................
...........................
O malaso reo e! tsy vagno (2)

Ezaka ataon'gny maro simbain'ny malaso
agnatin-draikandro
Hanao akory ireti olo ireto roa lahy mijaly
Mijaly ,mijaly
ooooooo maharary gn'ain-drozy
Maharary gn'ain-drozy
Izay avao oo, izay avaogn'anay atoy tsy misy raha
milami
Ombia avao ooo
ie ie e e e



MAFY

mafy e! mafy e! gnatoy e!(2)
Tsy misy olo tamane
hanomea hane
tsy misy olo tamane
hanomea trano o o
mafy e! mafy e! mafy e!

Mafy e!mafy e! gn'atoy (2)
tsy misy olo tamane
hanomea.........
...................
..................
..................
.........................
Izay aka,izay avao
Izay avao ,izay aka



Regis Gizavo

Miala tsiny indrindra raha sahirana ny masonareo amin'ny fahadisoana ara-tsipelina , fa tena "phonétique " be no nanaovako azy .Mino aho fa afaka mihira ihany ianao na dia izany aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3133