famaizana mpangalatra

21. ravakamalala ( 15/11/2005 18:39)
lé peine de mort anie tsy atao vahaolana fa atao fampitahorana indrindra indrindra e! ohatra hoe ny fanolanan-jaza ve zao ozizy nareo tsy mendrika peine de mort? dia mba mety ampihemotra ry mahavanin doza ny fahalalana hoe peine de mort ny vokatr ity raha tratra eto aho.
22. fijo ( 15/11/2005 21:55)
ravaka tsy hampihemotra azy raha izany,fa ny tsara raha io,dia tsindromina izy halemy ilay fitaovany.
pitchou an,de dinio anie raha samy hanao ny fitsarany isika e?????????
23. ari.malala ( 16/11/2005 07:08)
fijo a, raha lany andro handinika anie d hanao ny fataony ihany ny tsy matahotody e...

tsindronina hoy ianao halemy, nefa efa misy indray @zao ny teknolojia, fa ny etna mety hoy aho d tapahina teo mints d @ zay ts afaka manao adalana intsony... ohatra we mpangalatra izy d ny tanany no tapahina d ts afaka mangalatra tsony, mpamono olona izy d mba vonoina koa, mpanao viol izy d ny mahalehilahy anazy mintsy no tapahina teo d @zay ts afaka manao viol tsony e... milamina ny tany @ zay... sady mba anatra hoan'ny mpanao ratsy sy ny mpamorona bandes na jiolahyko @ zay fa matetika ko manko ny commanditaire ts tratra fa le mpanatanteraka fôna no miantoka d ts maints hanoro ny lehibeny @zay reo fatina jiolahy ireo...
24. fijo ( 16/11/2005 22:58)
efa novonoina anie ny mpamono olona taloha taty e,tamin'ny 81 vao foana ny fanamelohana hofaty.nefa mbola firy no namono olona?
efa nogadraina ny mpanolana ,nefa mbla firy no manolana?
ka aleo wa dinihana tsara ny vahaolana fa tsy atao henjikenjika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3303