miangavy hevitra

21. hesham ( 07/11/2005 01:00)
hita mivandravandra ve fa tiabe ahy ianao amiko ianao :-D:-D:-D:-D:-D
22. Herimiafina ( 07/11/2005 01:11)
Ie, zah anie tsy mbola nanafina ny fitiavako anao izany mihintsy e, ianao ihany no miafinafina eo, asa iza no hatahoranao eto, sa misy titinao ankoatranah tato de mitandrina be enao, hehehehe:-D:-D
23. akamatiana ( 07/11/2005 05:34)
:-D:-D tafaƓna njay izy mitsamy kle :-D:-D
24. xxx ( 07/11/2005 06:33)
misaotra antsika rehetra ...
herimiafina > tsy hoe secret ilay izy - fa efa noteneniko ery ambony ny antony.

marina aloha ny tenin'ny maro hoe tokony nolazaiko azy tamin'ny voalohany e - fa saingy mahery loatra anie ry zareo ilay fitenenana sy ilay antony eh, ka izay no nampatahotra ahy mafy ... Noheveriko ho isan'ny marina tsy filaza io, sady izaho koa mieritreritra hoe mbola tanora anie izahay e, vao manomboka miary - ka tsy tokony hisy hoe izaho aty moa izy tavela any (nefa asa aloha e)

akamatiana > kou io hevitro tamin'ny voalohany io indrindra no vao maika nandentika ahy izao kou :( :-D


25. akamatiana ( 07/11/2005 06:57)
xxx> kozy ve kle , mety tsy tena z ao am-ponao no nataonao ngamba fa mety naka hila , na sady nisalasala???? hihih:-D:-D .Mahereza re an !
26. hery ( 07/11/2005 08:10)
sipagasy>
le resak'i sipagasy tetsy ambony kalou tsy maha-d'accord ahy :-) zavatra efa nitranga tamiko mantsy :-p
ny fianakaviana tokoa amin'ny voalohany dia mampiasa an'io hoe "izahay tsy manolo-bato mafana ny zanaka" io. Fa rehefa tena tia anao izy dia miova avy eo... tsisy ray amandreny manary zanaka izany (raha tsy tena mivah).
xxx> ianao no hiaraka hiaina amin'ilay ho olon-tianao. Ianao no hanambady azy. Ny ray amandreny ho faty rehefa afaka 15 na 20 taona... de ianao sy izay "vato mangatsiaka" atolotry ny raiamandreny sisa no hikiky taolana eo raha tsy ni-risika tamin'ilay "vato mafana". Raha tena mifankatia ianareo, ka tena matoky azy ianao, ka mahasahy mirisika... de lasa izao :-) 5 taona ihany no omeko raha ela indrindra dia miova hevitra hankasitraka anareo koa ny fianakavianao... raha tsy hoe de fahotana goavana be tsy azo leferina foana kosa angamba no ataon'ilay ranamana.
27. xxx ( 07/11/2005 08:53)
hery> avelao ranamana ho very any d mba mihena 1 ny mpifaninana kozy e! :-D
xxx> kambony zany fa tena fopla be ny adiny lery fa aleo izy ho any :lol:
28. fasaly ( 07/11/2005 08:54)
marina klou zay e!
fa izay marimaritra iraisana amin'ny andaniny sy ny
ankilany no masahina tsara fa sarotra be mintsy olana iray io fa de mahereza e!
29. xxx ( 07/11/2005 09:45)
misaotra antsika rehetra indray ...
hery:
Ny ray amandreny ho faty rehefa afaka 15 na 20 taona...
tena tsy mety kosa fa ho faty tanora ry zareo raha ireo fotsiny eh :-D :-D
xxx:
kambony zany fa tena fopla be ny adiny lery fa aleo izy ho any
matoa aho manana olana, dia fantatro fa tsy fopla be izany ny adiny. raha fopla be ny adiny dia tsy nanontany antsika namana aho fa fantatro ny vahaolana: miala tsotra izao! :lol:
xxx:
hery> avelao ranamana ho very any d mba mihena 1 ny mpifaninana kozy e!

tsss - vato iray ve ry ise dia mba ho aiza ... :-D nefa tsy maninona ary fa ataoko fa-20 ao amin'ny lisitrako ianao raha toa ka mivadika ratsy eo ny tantara eh :-D :-D
30. hesham ( 07/11/2005 12:51)
Mahereza ee , avadibadiho tsara ny pejy ary fa sao hanenina any aorina .
31. lilbon ( 11/11/2005 04:54)
ny tsy azoko wa de innn marina le pb e?:?:
we fantatry ny tao an-trano fotsiny fa za eto manontany tena we pb hoatry ny ahoana aza zany ?:idea::x
misy karazany maro anie le pb mety holazainao eo e!
ohatra: mahantra be ve le olona sa nampirafy anao sa tsy nanana asa sa tsy mitovy firazanana sa inn marina e!?
32. cutie ( 11/11/2005 04:57)
lilbon ka izy tsy miteny le pble-ny :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1217