MANINONA MOA TSY VEHIVAVY INDRAY NO FIDINA @ 2006/2007 ??
22. jefra
(
04/11/2005 23:24)
Naheno siosio aho hoe raha tsy mahazo amnistie hono i Pierrot dia mety ho i Sophie no hotohanan'ny arema, ka ahoana, misy mankasitraka?
Sa ve moa mbola tsy namana le ramatoa iny?
Sa ve moa mbola tsy namana le ramatoa iny?
23. jajaf401
(
05/11/2005 04:36)
Sophie alou tsy credible kou; nandova manko reny ka tsy dia manana caractère te-demerde zay ka ny dynamisme aloha tsy ao mihitsy eh; aleo manko dieny eto misivana, ilay presidente n'ny association Maire vhvv iny zao no tsy fantatro na mba manao ihany na tsia fa toa basy vava be!! tsy tadidiko ny ananrany o!
24. jentilisa
(
05/11/2005 08:08)
zakilinina:
Ankasitrahako tokoa rankizy raha vehivavy no filoha.
Nandroso tokoa anie ny tany tamin'ny andron-dRanavalona II sy Rasoherina ê !
Ao koa ry Indira Ghandi sns.
Ataovy toy ny donan-kafon'Analakely ka tonga dia any ambovonana : mitanisà anaran-behivavy Malagasy potentielle, eny fa na dia eto amin'ny serasera aza.
Aza tononona aloha Razakilinina an !
Ny ahy aloha ny tsaroako tena nampandroso an'i Madagasikara dia i Ranavalona Reniny e! f'izany hoe nampijaly ny krisitiana fotsiny izy no tsininy kely dia kely!
Fa izany Rasoherina sy Ranavalona II izany dia i Rainilaiarivony no tena nitondra. Izany hoe saimbôly fotsiny ireo vehivavy ireo tamin'izany. Na Saribakoly nadera hoy ny teny somary masiaka. Izay no tsy ankasitrahako ny vehivavy ho filoham-pirenena raha mbola mahazo maneho hevitra ihany koa aho.
Izany tsy manakana na oviana na oviana hoe misy ny vehivavy mendrika ny hitondra.
Tsarovy fa ny nahatonga an'i Gisele tsy afa-nanambady dia noho ny fihevitry ny olona tamin(ny androny hoe tsy tokony hiditra politika lalina ny vehivavy. Tolona mafana ho an'ny vehivavy noho izany vao mety hahatafita hafatra!
25. jefra
(
05/11/2005 08:48)
Resaka ka mba atao fa mila exercice du pouvoir vao afaka mitazona ny lohany. Na izany aza tsy ekeko ny fijerin'i jajaf401 hoe tsy kaoty ny mandova. Hery tsy azo hadinoina ny lobbying manodidina ilay olona. (Fijery ankampobeny no resahiko fa tsy hoe ratsiraka). Sa ve lasa mafia hoy 'nareo. Ilaina hiarovana ny mpisompatra izay tsy maintsy hisy ilay izy, ary ny andrim-panjakana no balise (rehefa mandeha tsara).
Raha olona maranitra fotsiny fa tsy nandova izany dia tokony hanana ekipa solika azo iankinana. Izany hono no antony amoronan'ny sasany antoko.
Ny mba nanaitra ahy ny zavatra vitany dia M.Ramaholimiaso. Fa ny tena rangitra moa toa tsy mba omen-dry zareo fitondrana satria sao manaloka angamba.
Raha olona maranitra fotsiny fa tsy nandova izany dia tokony hanana ekipa solika azo iankinana. Izany hono no antony amoronan'ny sasany antoko.
Ny mba nanaitra ahy ny zavatra vitany dia M.Ramaholimiaso. Fa ny tena rangitra moa toa tsy mba omen-dry zareo fitondrana satria sao manaloka angamba.
26. zakilinina
(
05/11/2005 13:44)
Samy misy mahamarina azy avokoa ny voalaza etsy ambony. Raha vehivavy tokoa no hatao filoha dia mila traikefa ara-politika izy. Indrisy anefa fa tsy dia nomena toerana betsaka teo amin'ny fitondrana izy ireo, na tamin'ny fanjanahantany, na tamin'ny repoblika I, sy II. Tsaratsara angamba raha hatao lisitra ireo vehivavy malagasy mbola velona nahavita naka toerana teo amin'ny fitondrana manoloana ny fahasarotana sy ny sakana maro.
- Ramaholimiaso (toa nanana andraikitra lehibe tao Vatican koa izy io);
- Liva Andriamifidimanana (ministra);
- Rabary Mathilde (solombavambahoaka);
- Ratsimbazafimahefa (ministry ny fahasalamana);
- Alice Rajaonah (ministra) (toa vavitokana tamin'ny fotoan'androny raha tsy diso aho);
- Gisèle Rabesahala (ministra);
Tohizo ny fitanisana na dia tsy ministra aza.
- Ramaholimiaso (toa nanana andraikitra lehibe tao Vatican koa izy io);
- Liva Andriamifidimanana (ministra);
- Rabary Mathilde (solombavambahoaka);
- Ratsimbazafimahefa (ministry ny fahasalamana);
- Alice Rajaonah (ministra) (toa vavitokana tamin'ny fotoan'androny raha tsy diso aho);
- Gisèle Rabesahala (ministra);
Tohizo ny fitanisana na dia tsy ministra aza.
28. jajaf401
(
10/11/2005 19:26)
zama91 ah, presidentiel io fa tsy deputation, ka hitady vhvv indray no hatao eo fa lehilahy efa maro teo nefa tsisy kabary, ka aleo Reny mpiahy indray no ho lancer-na!:-D:-D:-D
30. fijo
(
15/11/2005 22:25)
na vehivavy aza anie raha mahay sy manana herintsaina hiatrika ny mafy eo,tsy misy olana e.
32. jajaf401
(
16/11/2005 20:14)
Tsy hanangana ny efa matory tsika fa hampisongadina ny mbola afaka mitsinjaka ry fijo ah; ka tsy koa mihintsy raha mahita vhvv hitondra fa atolory ny anarany dia miaraka mieritreritra izay ho credibilité-ny indray eh;
fa mila vahaolana i Madagascar malalantsika fa sinon lasa tsy manan-ko antenaina intsony afaka taona vitsy, :-D:-D:-D:-D
fa mila vahaolana i Madagascar malalantsika fa sinon lasa tsy manan-ko antenaina intsony afaka taona vitsy, :-D:-D:-D:-D
36. lapino
(
24/11/2005 23:25)
Ka raha izay vhvv mba charmante fotsiny no ataontsika eo de sûr fa tsy maintsy ho vizana ary James Bonde (BM) sy ny FMI jiaby eh!eny nadia Bush milaza azy jao io aza!
Fa kosa mitady vhvv tsy manambady ilay izy fa raha tsy zany lasa conseiller matanjaka (potentiel) indray ny vadiny!!
Sady vehivavy charmante no tsy manambady? Firy taona izany aloha sô de hamboarin-dramenakely ihany? :-D
