Andriamanitra tokana ihany (monotéïsme)

21. dadabe ( 09/11/2005 13:47)
:-@:-@:-@:-@
22. sonwin ( 09/11/2005 21:19)
:cool:
23. Bibilava ( 09/11/2005 23:59)
Tsy fantatra na tokana na tsia ny Andriamanitra ê.Ny fahitako azy dia toa be dia be ny Andriamanitra,amy manana ny azy ny antokompivavahana rehetra.Mba resaka ka tian-kateza!
24. jefra ( 10/11/2005 11:39)
Bibilava> Marina ny anao hoe resaka ka atao! Ny finoana/fivavahana dia tahaky ny politika, rehefa hanaiky ianao, ny minoa fotsiny ihany dia efa izy. Rehefa manana fijery hafa, tsy ilaina akory ny mandresy lahatra.
25. routa ( 10/11/2005 14:15)
raraha izy ty rey olona , tena misy zavatra tsra ny lazain'ixxx :)
ary maninona i dadabe?
inona tokoa ary iza hoaho no tokony hanazava ny trinite e?
26. Beinjy ( 26/11/2005 08:24)
xxx:

tigany:
nefa tsy hay mitsy hoe inona ny tena marina e
Aza adino fa ny famitahan'ny devoly dia miainga amin'ny fisalasalana (doute).

Raha Kristianina ianao, dia adidinao koa ny mizara ny famonjena noraisinao. Tsy fitsarana ny hafa akory fa fanoroana azy ilay "lalana sy fahamarinana ary fiainana". Noho izany amiko dia heloka ny miamboho adidy, satria manana zo ahafantatra ny vaovao mahafaly koa ny olona silamo amin'ny maha olona noharian'Andriamanitra azy.

Ny ankabeazan-dry zareo anie tsy nomena fahalalahana hisafidy ny finoany e. Ary izay mikasa hiova finoana dia voaheloka ho faty.

Ampahatsiahiviko fa isaky ny misy miteny hoe "hajao ny finoan'ny hafa" (na hoe avelao izy hino izay inoany) dia faly sy mahazo vahana ary manjaka ny devoly, satria tsy miparitaka ny vaovao mahafaly.


tena marina mitsy zany ra XXX a olona kanosa no tsy sahy milaza ny fahamarinana


27. Beinjy ( 26/11/2005 08:52)
Samy manana ny filazany avy fa ahoana tokoa moa tong a de le ATRA ny Israely na ny silamo no hoe marina e toa tsy misy porofo mihitsy hoe io notena izy e Nefa aleo tonga de aleo valiako fa io no tena izy sa tia avy @ nanoratana ny baiboly ary izay rehetra voa soratra tao dia tsy nisy dila fa tanteraka avokoa na ny efa taloha izany na ny mbola ho avy ohatra ny fah atongavan\'iMesia dia efa voasoratra efa ela ary ny @ izao hiainantsika izao de efa voalaza avy ary milaza ihany koa izy ny valisoa lehibe dia ny fiainana mank izay ary mbola hanatsangana ny maty koa .Ka amiko ma nokana de io no ATRA izy satria tsy mbola nisy ATRA hafa manana ireo teny fikasana ireo tsy mbola nahita aho aloha e .E io age ilay Jesosy kristy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1123