Mitady tononkiran'i Jeneraly
23. Mitiah
(
08/11/2005 06:50)
ty le hira aky a
anananao tokoa ny bika
ny endrikao torak izany
saingy mbola mangatsika
ra ny eo enilao hatrany
ny hafananao ry lalaiko
mila izany ny fitia e ny fitia e
nokarakaraiko
matoa aho tsy tonga aty
anananao tokoa ny bika
ny endrikao torak izany
saingy mbola mangatsika
ra ny eo enilao hatrany
ny hafananao ry lalaiko
mila izany ny fitia e ny fitia e
nokarakaraiko
matoa aho tsy tonga aty
24. ari.malala
(
08/11/2005 07:14)
mitiah, tsy io le hira ko! hiran'i Jeannot Razakandrainy io d lasa hirain'i Ndondolah sy Tahiry @ zao
26. Herimiafina
(
08/11/2005 22:43)
Mitiah:
ty le hira aky a
anananao tokoa ny bika
ny endrikao torak izany
saingy mbola mangatsika
ra ny eo enilao hatrany
ny hafananao ry lalaiko
mila izany ny fitia e ny fitia e
nokarakaraiko
matoa aho tsy tonga aty
Le version taloha no favy io hira io, le Klip eo ampandriana kely iny de misy sarin'ilay joba ery ambony, favy an.
