Mba fantatrareo ve?

1. xxx ( 02/11/2005 13:03)
Ianareo va sao dia mba mahalala site ahafahana mandefa sms gratuit. Mba mitady aho hatramin'izao fa tena tsy mahita mihitsy. Raha sendra mba mahita ange ianareo dia mba apetraho eto ny anaran'ilay site e! Misaotra mialoha.
novalian'i fijo ny 11/11/2005 21:14
2. xxx ( 02/11/2005 13:36)
ooops - aiza moa izany i xxx no miprtraka dia aiza ilay sms no alefa?
3. dadabe ( 02/11/2005 13:40)
ity misy ry xxx a
http://www.dadabe.org tena gratos daholo ny zavatra rehetra ao :@:@:@
4. hery ( 02/11/2005 13:49)
Ary tena misy ilay dadabe.org :-)

5. dadabe ( 02/11/2005 14:00)
:-D:-D eritreritra mandalo io sefo a :@
6. zakony ( 02/11/2005 17:24)
mbola en construction foana ve hatram 8 nov. 2003 ka hatram zao? :lol:
7. Veloo ( 02/11/2005 18:32)
dadabe a oy i hery oe mande ko tena misy izany :-D:-D:-D
8. zefalah ( 02/11/2005 20:01)
omena ela fa aza mataotra.
ela afaka mandefa 2 fois.
zany hoe mampiditra nenaran'la alo voloany,sny ny mot de pas..sns...
adresse @ yahoo sy hotmail iany no mety.
2 fois fotsiny ,de manova vaovao ndray.ok.
io izy :wink: bibalash..mafish folosh..rayah halbaka.:-D
http://www.smsgratuit.com
de aza adino zefalah refa mba otran'zay e
9. zefalah ( 02/11/2005 20:02)

10. zefalah ( 02/11/2005 20:07)
fandiso le izy e...ty message ty tohokony ary fa tsy aty.
11. Veloo ( 02/11/2005 20:27)
12. fijo ( 02/11/2005 21:46)
resaka tokony hoary de tonga aty.an han an.
13. Veloo ( 02/11/2005 21:51)
Ho ary aiza ry Fijo?:roll:
14. fijo ( 03/11/2005 21:19)
hoany amindry ka.
15. Veloo ( 03/11/2005 22:14)
o ry kala fijo a
resaka tokony hoary de tonga aty.an han an.

io no tiko tenenina ko hoary ahona?
16. ari.malala ( 04/11/2005 13:49)
zefalah:

omena ela fa aza mataotra.
ela afaka mandefa 2 fois.
zany hoe mampiditra nenaran'la alo voloany,sny ny mot de pas..sns...
adresse @ yahoo sy hotmail iany no mety.
2 fois fotsiny ,de manova vaovao ndray.ok.
io izy :wink: bibalash..mafish folosh..rayah halbaka.:-D
http://www.smsgratuit.com
de aza adino zefalah refa mba otran'zay e

tsy mety aty Dago io zefalah a, sa aôna ny fampidirana anle n°?
17. fijo ( 04/11/2005 22:55)
veloo koa tsssssss
18. hesham ( 06/11/2005 13:15)
avy aty aminay fa ampindramiko telephoneko andefasana sms gratos :-D:-D:-D:-D:-D
19. Herimiafina ( 11/11/2005 20:18)
hesham, ho avy any aminao any zah fa te handefa sms gratos aminao, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
20. fijo ( 11/11/2005 21:14)
hifampitsidika isika izany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1715