Mampalahelo ahy ny fanakatonana ny FPVM

21. mamzelkely ( 02/11/2005 09:17)
:°)
22. yonikafopl ( 02/11/2005 12:03)
kay leeeee, kay tao bedada, manetroka njay ny tanana kleeee, oopss aleo mitandrina am fihetsika :wink:
veloo, sasa, za eto fa mitazatazana kou:)
23. sasa ( 02/11/2005 12:52)
yonika fa manin njy no mitazatazana fotsiny?:-D
24. Veloo ( 02/11/2005 18:05)
yonika aza mitazatazana wa retsy a midira an-tsehatra aky a :-D:-D:-D
25. jentilisa ( 03/11/2005 07:36)
pika:

ka ilay FFPVM ve no mampalahelo sa ilay film e
nde ahoan izany miaramijery film @rafozana izany kle



Film azo nojerena niaraka tamin'ny rafozana aloha ilay izy ka! misy ambadika be dia be izay satria natao otazy ny zanaky ny tale (tena hoe tale amin'ny teny gasy mihitsy no nilazana azy an!) izay lehibem-paritry ny sherrifat tamin'ny tanAna iray fa misy DVD tsy tiana ho hita izay tao an-tranona olona iray izay notafihina jiolahy ka natao otazy ihany koa...

Iza no efa nahita?
26. ari.malala ( 03/11/2005 14:36)
hay v e, za efa nahita an'iny... tsara iny film iny ka fa za tys hitantara ny farany satri manjary tsisy maminy @nao refa hijery @ manaraka enao, de ttes facons mitovy fôna anieny faran'ny film misy otazy e
27. Veloo ( 03/11/2005 19:02)
ari. a ka tsara ve ilay film?:wink:
28. sasa ( 04/11/2005 05:50)
ari.malala efa hitako kou iny film iny fa za mirevy bruce willis, hi hi hi hi hi hostage milay kan fa le FPVM aloha no comment
29. ari.malala ( 04/11/2005 08:45)
veloo, ie, tsara b ky a, za alo tia ra vao film Bruce Willis e, za rahateo tara b @ :oops::oops::P fa tena tsara ilay film ka :)

sasa, no comment le fpvm ko :)
30. dadabe ( 04/11/2005 09:54)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 03-11-2005 18:36:35
Lohateny : Re : Mampalahelo ahy ny fanakatonana ny FPVM
hay v e, za efa nahita an'iny... tsara iny film iny ka fa za tys hitantara ny farany satri manjary tsisy maminy @nao refa hijery @ manaraka enao, de ttes facons mitovy fôna anieny faran'ny film misy otazy e

film sasa ve zany e:-w
'yonika mba midira aky mitazana fa tsy olana a
veloo :*:*
31. Veloo ( 04/11/2005 17:53)
dadabe a iny ary eeeeee
:*:*:*:*
:roll:
32. dadabe ( 05/11/2005 04:22)
veloo :D:D:D:D:D:D(l)(l)(l)(l)(l)(l):D:Do^oo^oo^oo^o:miam::miam::miam::*:*:*:*:*
33. Veloo ( 07/11/2005 15:29)
faly be ery le dada zany kle :twisted:
34. ari.malala ( 08/11/2005 05:59)
veloo a, milay ky zany a, d tanterahana nle mariazinareo atsy :)
35. mamzelkely ( 08/11/2005 06:37)
zay ary efa mianjy fotsiny anie...:°):-D:-D
36. dadabe ( 08/11/2005 11:37)
=D=D=D=D
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 07-11-2005 19:29:11
Lohateny : Re : Mampalahelo ahy ny fanakatonana ny FPVM
faly be ery le dada zany kle

de ho tezitsa injay ve zany e:-w:-w:evil::@
37. mamzelkely ( 08/11/2005 11:40)
ohhhhhh de hiady sahady ve nareo ry dadabe sy veloo a...:-D
38. ari.malala ( 08/11/2005 12:10)
hehehe, d ho film efa nande fôna v no hojerevanay e
39. mamzelkely ( 08/11/2005 12:19)
non koussssssssaaaaaa eeeeeee...:(:-D:-D
40. ari.malala ( 09/11/2005 05:41)
iza no mahalala ko:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0427