Dinika manokana nofafana.
1. vegas
(
28/10/2005 10:43)
Mangataka fanazavana kely azafady.
Maninona no voafafa ny dinika manokana nosoratanay nefa izy efa hoe dinika manokana? Tsy natao ho an'ny besinimaro fa efa mba privé.
Misaotra amin'ny fanazavana.
Maninona no voafafa ny dinika manokana nosoratanay nefa izy efa hoe dinika manokana? Tsy natao ho an'ny besinimaro fa efa mba privé.
Misaotra amin'ny fanazavana.
novalian'i pissoa ny 30/10/2005 18:15
2. xxx
(
28/10/2005 11:28)
ahoana io teny diso ao amin'ny pseudo-nao ao amin'ny fanmpiny io e,mitsahatra fa tsy mitrahatra, manjary fa tsy mandrary. Aiza ity teny gasy ity e. Io ny ahy no diniko manokana.
3. vegas
(
28/10/2005 11:53)
Or sizé naléo zany an! Lefa azonareo ny tiko ambara defa izy zay. Teny gasy io fa ny fanouratsa azy no afahafa njainjay. Ahintsio daolo aza ny teny gasy ato fa o reraka eo nareou. Misaotra nanome fanamariana an :-*
5. vegas
(
28/10/2005 12:51)
eny e! ka tsy tamin'ny cas-ko le izy de tsy nanontany za. Fa zao za tratra de manontany de amizay tsy atao amin'ny sisa.
7. chipie1
(
28/10/2005 13:12)
sur za fa tsy novakiany akory zao io hafatra voalazany i hery io :°):-D
8. vegas
(
28/10/2005 13:14)
Oui nahavoaray fa zao vao namaky. Misaotra fa zay dia azo ny antony nahafafa azy. Hamerina azy ndray zany zao fa tsy olana.
Mamerina fisaorana an :-*
Mamerina fisaorana an :-*
9. Veloo
(
28/10/2005 16:54)
tsy tokony hisy zany dinika manokana zany public doly ny ato ry vegas a :-D:-D:-D
10. hery
(
29/10/2005 08:51)
vegas> aza ampidirina !!!
Miverina eo ihany io rehefa atambatra izy roa. Izay ihany no mahatonga an'ireo miverimberina ireo.
Miverina eo ihany io rehefa atambatra izy roa. Izay ihany no mahatonga an'ireo miverimberina ireo.
11. pissoa
(
30/10/2005 18:15)
hery:
Miverina eo ihany io rehefa atambatra izy roa. Izay ihany no mahatonga an'ireo miverimberina ireo.
ooops - noheveriko fa voan'ny tamberin-tany ny dinika sasany :lol::lol: