mba toroy hevitra e
22. watafon
(
27/10/2005 19:04)
naona dadabe ! ny tiako tenenina fotsiny d izao e : misy fambara na signes mitovitovy refa miakatra na midina ny tension : fanina , marary nyloha sy ny hatoka, vizambizana, ka noho izany alohan'ny hihinana fanafody na sakafo dia tsara raha jerena alou ny tension e! mividiana ireny tensiomètre electronique apetaka @ poignet ireny e! @ zay tsy manaonao fôna !
23. watafon
(
28/10/2005 17:21)
salama enao ry dadabe ! ny tiako lazaina fotsiny d izao e: mitovitovy ny fisehon'ny hypo sy hypertension izany hoe ny tension miakatra sy rehefa misina : marary ny loha, fanimpanina,vizambizana, ka noho izany dia aleo manaraka ny voalaza eo ambony hoe mividiana tensiomètre éléctronique ireny d aleo aloha mba jerena ny tension vao mihinana ireo sakafo resahana ireo e! mety hanahirana mantsy raha olona misy tension no mihinana anamamy e! tena miakatra marina tokoa ange e!
26. watafon
(
31/10/2005 17:06)
veloo nande nanao vakansa d tsy tafiditra mitsy e! fa efa hoavy fôna zao k !
31. ravakamalala
(
01/11/2005 14:19)
o ry dadabe a! lé sigara koa anie ka trop e! enao manetroka lava io!!!:wink::-D
32. fijo
(
03/11/2005 22:04)
aiza indray i aristar,fa mety laviny eto indray io hoe anamamy mampiakatra tension io.
aminy mantsy raha tsy nisy boky siantifika nanamarina dia tsy izy izay.nefa aty andafy tsy hain'ny vazaha akory hoe fihinana ny anamamy
aminy mantsy raha tsy nisy boky siantifika nanamarina dia tsy izy izay.nefa aty andafy tsy hain'ny vazaha akory hoe fihinana ny anamamy