lehilahy mitady sipa

1. xxx ( 24/10/2005 11:16)
20 - 23 taona ny olona tadiaviko ,tsotra, tsara toetra,tsara tarehy ( tsy voatery ho tsara be ), lavalava
fitia_virtual@yahoo.fr
2. dadabe ( 24/10/2005 11:31)
hummmm !!!fa toi aiza no mipetraka ???dago sa andafy?? ao ambadika ao manko bobaka be
3. Lalakely ( 24/10/2005 12:00)
hanoro hevitra anao fotsiny aho: jereo ao amin'ilay lohahevitra hoe: "vehivavy mitory fitia amin'ny lehilahy" ataoko fa ho afa-po ianao fa maro azo hifidianana ao, sady mety ianao indray aza no ho zakany fa tsy hoe ianao no hahazaka azy.
4. dadabe ( 24/10/2005 12:04)
:D:D
5. sonwin ( 24/10/2005 12:31)
maninona raha makeny akatso kle, eny bobaka be maro isafidianana raha io taona io :°)
6. xxx ( 24/10/2005 13:28)
mba tarito kely ho any @ lettre sy ny degs any izy alou ry sonwin ah :wink:
7. sonwin ( 24/10/2005 13:31)
he he kobon-dra xxx ilay trace an:)
8. Veloo ( 24/10/2005 14:08)
sonwin a ,
mba atoroy ahy oe ny trace letsy? :-D:-D:-
9. xxx ( 24/10/2005 17:00)
sonwin > tsika zavatra tao no niala kou ...
veloo > ndao njy rah entiko any :-D raha i sonwin mantsy mety miova lalana :-D :-D
10. Veloo ( 24/10/2005 17:04)
tsssssss za tsy mba tian'izany xxx zany ampiseho eo ny anaranao dia miresaka aminao za:twisted:
11. Herimiafina ( 24/10/2005 19:34)
De ahoana ianao raha izaho tampoka le xx ry Veloo? hehe:-D
12. Veloo ( 24/10/2005 19:57)
eeeehita aloha fa tsy neao io ry hery a :P:P:P
13. Herimiafina ( 24/10/2005 19:59)
Zah nefa le izy de tsy te-hiresaka amiko njay tampoka teo ve enao. Zany tsy fitiavanao anah e, de aderadera be kou le izy amizay, hehehehe:-D:-D
14. Veloo ( 24/10/2005 20:14)
ka ita fa tsy enao io ka:-D:-D
15. Herimiafina ( 24/10/2005 20:17)
Ary raha atoa hoe zah ary io e, de ahoana ny hevitrao? hehehe:-D:-D:-D
16. Veloo ( 24/10/2005 21:17)
efa oe tsy enao io ka:-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 24/10/2005 21:19)
De ahoana njay ary zah e? hehehe:-D:-D:-D
18. dadabe ( 25/10/2005 04:35)
ary ho raikitsa ihany izy mitsam ireto raha izao no mittohy kle,
herimiafina> ampelasoa anie veloo ry zandry e :wink::@
19. Herimiafina ( 25/10/2005 05:23)
Ary dadabe zany kou anie tena mitady ravan'i Veloo e. hehehehe:-D:-D
20. nonot ( 25/10/2005 06:10)
je suis un garçon trés simple
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5683