Drague Academie
41. boubounezy
(
21/10/2005 19:39)
avelao eo i lilbon tsy ahazo fa bandy tsy milay e!
fasaly:
ka i lilbon anie tsy mba taitra mifandrombaka zany mintsy e! izy zen be kou!:wink:
42. Herimiafina
(
21/10/2005 20:42)
Nitombo isa ihany ny nisoratra anarana marina, nahazo kill i nikopol, mba meo ze latsaka azah e, hehehe:-D:-D:-D:-D
43. lilbon
(
22/10/2005 04:24)
fasaly> za mou henjy ô!
aleoko mijery mpilahatra ka !cool e!hi hih i
cocorie> tsy midongy farany fa matahotsa be le concurence ny tenanay e! hihihi
boubou> tsy fidiny ana anie le tsy milay e!mba nilay ihany za fa nisy namosavy angambany de io sisa hihihihi

45. Herimiafina
(
22/10/2005 06:00)
Ngah toi efa nahazo ny tsy sahaza tany ho any? hehehehe:-D:-D:-D:-D
46. lilbon
(
22/10/2005 06:23)
fasaly> zay mintss wa ka! sao de mahazo le mampijaly reny :-D:-D:-D
heri>io fasaly io less karazan'ny le sipa tena sambatra foana raha jereko amy le firesany eto hahah
heri>io fasaly io less karazan'ny le sipa tena sambatra foana raha jereko amy le firesany eto hahah
47. chipie1
(
22/10/2005 07:39)
hoy i herimiafina
Nitombo isa ihany ny nisoratra anarana marina, nahazo kill i nikopol, mba meo ze latsaka azah e, hehehe
eo dia mitady itsinjoka eo hehehehe
Nitombo isa ihany ny nisoratra anarana marina, nahazo kill i nikopol, mba meo ze latsaka azah e, hehehe
eo dia mitady itsinjoka eo hehehehe
48. dadabe
(
22/10/2005 08:45)
Mpandefa : nikopol [ Valio ] 19-10-2005 17:19:01
Lohateny : Drague Academie
Mba afaka misoratra anarana eto ve ze sipa mbola azo kôtiana
zah mahalala sipa be de be de reto doly le listany
1-rafilomena
2-zertrida
3-raboriboy
4-rasaosisy
5-rasikotsikotra
6-rakongoroty
ao dia mifidiana amizay toi
mirary soa e
49. nikopol
(
22/10/2005 08:55)
Dadabe misaotra less fa efa nisoratra anarana ny akamaroan'ireo an!
mety hivadika société anonyme ihany ny association raha izao no mitohy :lol:
Fondation ny tanjona :-D
mety hivadika société anonyme ihany ny association raha izao no mitohy :lol:
Fondation ny tanjona :-D
53. mirabel
(
22/10/2005 14:27)
dadany izany fa dia tsy manakana ny mpisoratra anarana mihitsy ny révélation nataon'i boubounezy tetsy aloha hoe "mbola mitady foana ve i nikopol na dia efa manana !!!!":roll::roll: dia mahaiza mifidy ary ra nikopol a
54. Herimiafina
(
22/10/2005 14:33)
Ka le izy mety tsy an'i Nickopol fa zahay koa mbola eto daholo mianjy. hehehehe:-D:-D
55. fasaly
(
22/10/2005 17:00)
izay mahintsy, i nikopol mbola fatra-pifidy be mahintsy de aleo ho tatazan'ny sasany efa vonona kou!
56. Herimiafina
(
23/10/2005 02:21)
Vonona hotatazana ngah i toi ry fasaly? Esty ary hoe zato izy, misaotia kely de tatazako soa amantsara, hehe hehehehe:-D:-D:-D:-D
58. Herimiafina
(
23/10/2005 16:58)
Britney no voaray marina, fa natosik'iza ianao no nanao oups. hehehe:-D:-D:-D
59. lilbon
(
24/10/2005 11:28)
hahaha!
ary ra hery mintss no tena mpitanty be ato an !:D
firy kou no tatazanareo zany e!:-D:-D
de tatazana amin'inn daholo ?=))
ary ra hery mintss no tena mpitanty be ato an !:D
firy kou no tatazanareo zany e!:-D:-D
de tatazana amin'inn daholo ?=))