fanotaniana

1. maintsokely ( 18/10/2005 12:46)
Hono ho aho ry zareo sao dia mba mahalala ianareo.
Lany amin'ny 30 oct ny passeport-ko. inona no tokony hatao hanalavana azy?

Tsy maintsy makany amin'ny ambassade gasy paris ve? Izaho aty amin'ny province.

Sao koa dia mba misy mahalala ny N° telephone ambassade de Madagascar Paris
2. vale ( 18/10/2005 12:59)
salut maintsokely!Inty ny N° ananako asa raha mbola tsy niova fa efa elaela kely manko! Tél:0145046211
biz!
3. Herimiafina ( 18/10/2005 13:23)
Zah kou zany te-hiantso anao ry vale. hehehe :-D:-D:-D
4. vale ( 18/10/2005 15:08)
an???hihihi!
5. vale ( 18/10/2005 15:09)
Hery> N° n'ny ambassade io ko!!!
6. maintsokely ( 18/10/2005 15:42)
Misaotra betsaka e!
7. Veloo ( 18/10/2005 16:00)
Dia afaka manao passport ao paris ve ny gasy e?
8. menakely ( 18/10/2005 17:02)
salut!
antsoy ny Ambassade ,de lazainy anao izay ttasy ilaina de ento fa halefany any Dango de afaka qque mois de tonga ny passport-nao
9. ds ( 18/10/2005 19:19)
maintsokely:

Lany amin'ny 30 oct ny passeport-ko. inona no tokony hatao hanalavana azy?
Tsy maintsy makany amin'ny ambassade gasy paris ve? Izaho aty amin'ny province.

Fa maninona aloha no miandry fotoana farany e.
Azonao alefa paositra ny pasipaoro sy ny antontan-taratasy rehetra ilaina momba ny fanalavana/fanavaozana azy.
jereo eto (izany hoe ato ihany ;-) ny fomba fanaovana azy.
Raha mahafantatra olona afaka mitondra sy manavao azy any Dago ianao, dia izay no haingana indrindra.

ds

10. Herimiafina ( 18/10/2005 19:46)
vale:

Hery> N° n'ny ambassade io ko!!!


Vazivaziko re e, zah kou ve de andeha hiantso anao izany.

Fa hono hoa e, maninona moa raha alefa any Dago de any no manao azy sa ny any Frantsa mety mametraka olana izay.

11. kally ( 19/10/2005 18:02)
Tsy mety manao an'io amin'izao ny any any Antananarivo.Tsy maintsy mandalo any @ ambasady ihany, fa mitadiava olona haka azy sy handefa azy any aminao fa ny fiverenany avy any Antananarivo no maharitra 9 volana, asa maninona angaha???
12. mignone ( 19/10/2005 18:41)
miavonavondoza ny olona ao aminy ambassade gasy (paris) ao an ! sady tsy mahalala fomba rehefa mandray olona ! ka dia mahereza tompoko !:-P
13. Herimiafina ( 20/10/2005 01:28)
Mety mialona anlé maha-mignone an'i toi izy kah, hehehe hehehe :-D:-D:-D:-D
14. Ralay ( 20/10/2005 06:32)
Maintsokely> Izay consulat akaiky anao andehanana fa mety foana io ary raha ela indridra dia 2mois dia vita e.
Mazotoa
15. mirabel ( 20/10/2005 17:14)
de aza hadino ny manao procuration ho an'izay hametraka sy haka azy rehefa vita ( raha tiana ho vita aloha sy misy olona afaka manatitra azy an tanana any @ intérieur)
raha tsy izay dia miandry telo volana ngarangidina ianao vao mahazo ny pasipaoro vaovao
mazotoa e !!!
16. maintsokely ( 21/10/2005 10:55)
Misaotra betsaka anareo rehetra amin'ny torohevitra.
Fanamarihana kely amin'ny hoe maninona no miandry ho lany daty. Ny mahagaga dia hadino tanteraka ilay izy. fahadisoana ihany aloha e! Tsy ao an-tsaina ange fa iny no miantoka ny fijanonana eto.
Mamerina ny fisaorana indray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1392