fenarako

1. zefalah ( 17/10/2005 19:02)
manaona o!
zaho dia mitady evitra aminareo.
mpianatra aho,ary teren'ny tsy fisina dia voatery miasa,zany hoe sady mianatra zao no miasa?
ka moa ve mety ampisy fiantrekany amin'ny fianarako io asa ataoko io?
ary moa ve ny mpianatra any hivelany rehetra miasa avokoa ,sady mande ny fenarany?
misaotra mialoa.
novalian'i sipagasy ny 05/11/2005 21:55
2. Herimiafina ( 17/10/2005 19:14)
Arakaraky ny fandanjanao ny fotoananao ihany io ry Zefalah an, ny aty andafy zao raha amerika avaratara de adiny roa isan'andro eo no mianatra any ampianarana ary ny ambony dia famakiana boky sy fikarohana manokana, de le fotoana ambiny iny no zaraina amin'nya sa sy ny famakiana boky.

Ny ao Europe njay de toa le mianatsa 8h/andro otsan'ny le any Dago reny, fa misy fotoana libra ihany hiasana , ohatar amin'ny alina, mizatra tsikelikely enao.

Amin'ny voalohany ihany no mafy fa avy eo manja be. hehehehee:-D:-D:-D:-D
3. fasaly ( 17/10/2005 20:01)
zefa a! mi assume toi e!
ny ankizy rehetra tsy maintsy manao izany dooly kou nahoana i toi no tsy mahavita e!
bon kourazy!
4. malalaka ( 17/10/2005 23:01)
ary tena mitovy tsika sy enao zany a!! i olesy mitovy @ mihinana sakay nefa olona manana aretim-pahasemporana ihany a!!! mihinana elah fa tandremo be loatra de sempotra eo fotsiny de sady voa double elah @ zay, tsy afaka mihinana sakay intsony no sempotra lalandava eo!! :°)
5. xxx ( 17/10/2005 23:18)
ra azo atao dia aza miasa fa zany no tsy avitan'ny ankabeazan'ny gasy (90%) fenarana aty andafy. ny vaolana itany dia manambady na manao clandestin.
solution: aza mba mankaty an-dafy ra mitady ianteatra amin'ny asa.
6. Herimiafina ( 18/10/2005 00:18)
Ka ny azy anie ry xxx de le asa no efa ataony amin'izao fa le fenarana no manahiratsaina anazy e, :-D:-D:-D:-D
7. nahary ( 18/10/2005 09:57)
Miankina @ situation nao ihany ry zefah ;Ra tena sahirana enao de ny asa alou no assureo tsara fa ny fianarana anie azo atao fona refa stable enao eh .Mitovy cas amiko enao zao :Za zao miasa fa mbola manangona be mba ahafahako mianatra @ fotoana mbola tsy fantatra.De @ zao zany za mamaky boky betsaka araka izay vitako mba ampitombo ny connaissance fotsiny alou .
Fa ny fadio de aza atao ny mamizaka tena be lotra @ asanao vo ande hianatra ndray fa tsisy tafiditra @ nao ny fianarana ataonao an !
8. miantra ( 18/10/2005 12:18)
Sarotra aloha ilay ilay izy fa vitan'ny hafa ve tsy ho vitanao e!!

Any Dago ianao sa eto Frantsa raha tsy mahadiso?

mazotoa dia mahereza.

9. zefalah ( 18/10/2005 17:33)
misaotra anareo @ reo toro evitra.
na de zany aza nefa dia tsy afaka miala tsony aho.
satria ny fifanekena efa vita moa ny asa efa nanomboka efa ela.
ny any mba tiako fantatra be beko koa dia ny zavatra mety tsy ampande an'iziroa reo.
inona ny zavatra mety tsy ampande azy reo?
10. pitchou ( 18/10/2005 17:55)
tele enseignement ange fanao koa e!
11. zefalah ( 18/10/2005 19:20)
xxx>

ny oul misy manampy no tsara raha tsy mianatra.
fa kosa oul tsis mpanampy ara-bola otranay .
ataoko ngamba fa efa ainao.
tsy fidiny ho an'reo mpianatra ny miasa.
misy aza efa misy manampy nefa mbola midouble iany
miakina @ fenaranao iany io.
reny oul misy manampy ,miandry vola reny mihintsy no tena kamo mianatra matetika.
ary itan'reto masoko roa reto mihintsy zany.
fa tsy fidiny ho anay ny miasa.
12. ds ( 18/10/2005 19:36)
Tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto hono ;-)
Kanefa ny aina koa tsy manam-petra. Raha vatana sy saina reraky ny miasa tsy afa-mianatra. Noho izany raha ohatra ka mbola afaka misafidy, dia ny fianarana no ataovy tanjona voalohany. Dia tandremo koa sao voasariky ny hatsaran-taren-dralelavola ka fa ny fianarana lasa ambiny sisa. Mahereza e.

ds
13. Herimiafina ( 18/10/2005 20:17)
O ry pitchou an, bacc anie no tadiviny alou e, zay vao université sa misy bacc téléenseignement kou? hehehehehe :-D:-D:-D:-D
14. LazaRandri ( 19/10/2005 00:14)
zefalah:

xxx>
ny oul misy manampy no tsara raha tsy mianatra.
fa kosa oul tsis mpanampy ara-bola otranay .
ataoko ngamba fa efa ainao.
tsy fidiny ho an'reo mpianatra ny miasa.

Zefalah angaha moa tsy mandray saosy avy any Iran sy Saudi Arabia ary Turkey ? :D

15. Papoose ( 19/10/2005 15:42)
LazaRandri:

zefalah:

xxx>
ny oul misy manampy no tsara raha tsy mianatra.
fa kosa oul tsis mpanampy ara-bola otranay .
ataoko ngamba fa efa ainao.
tsy fidiny ho an'reo mpianatra ny miasa.

Zefalah angaha moa tsy mandray saosy avy any Iran sy Saudi Arabia ary Turkey ? :D




di raha zay di mitovy anay :lol:
16. zefalah ( 21/10/2005 11:00)
ra nisy nanampy tsy iasa velively.
fa matoa nisy ny fiasana dia ,nohon'ny tsy fisiana.
17. xxx ( 23/10/2005 14:35)
tena sarotra alou le sady miasa no mianatra eh.
fa ny resaka fotoana no mitondra azy. raha tianao samy handeha izy roa, dia lanjalanjao ny fotoana sy ny torimaso ary ny kaly :°) dia aza manao reraka loatra. rehefa reraka mantsy dia tsy miditra ny fianarana ary tsy mandeha ny asa ka ... votso-droa indray ianao.

tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto ...

18. zefalah ( 28/10/2005 00:00)
tena marina nenao.
ary efa mizaka an'zany fandaminana fotoana zany mihintsy za zao.
19. sipagasy ( 05/11/2005 21:51)
xxx:

ra azo atao dia aza miasa fa zany no tsy avitan'ny ankabeazan'ny gasy (90%) fenarana aty andafy. ny vaolana itany dia manambady na manao clandestin.
solution: aza mba mankaty an-dafy ra mitady ianteatra amin'ny asa.



wadray kleeeee ka raha izany de efa fenoy avy any @ tanàna ny paosinao kleee sa kosa ianao mahay manamboatra vola na koa mihinana ny hatsembohan'ny hafa?????
20. sipagasy ( 05/11/2005 21:55)
ds:

Tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto hono ;-)
Kanefa ny aina koa tsy manam-petra. Raha vatana sy saina reraky ny miasa tsy afa-mianatra. Noho izany raha ohatra ka mbola afaka misafidy, dia ny fianarana no ataovy tanjona voalohany. Dia tandremo koa sao voasariky ny hatsaran-taren-dralelavola ka fa ny fianarana lasa ambiny sisa. Mahereza e.

ds


miarahaba anao ry ds,

marina ny teninao fa raha tsy maintsy miasa kosa fa tsy misy hovantanina dia izay hita eo aloha mba ahafahana miaina no atao e! na ny insription koa ania ka lafo e!, ny trano hoifaina etsy an-daniny, ny saran-dalana koa, dia ny sakafo, dia ny kojakoja, kay, kay, kay.... vola aby izany e!!!!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3331