Iza moa andriamanitra ?
21. mandrindra
(
24/10/2005 11:11)
routa, haiko ve hanontany aho e!!! Raha ny fahalalako azy no tianao ho fantatra dia amiko tsy misy andriamanitra. Fa marina aloha hoe tiako ho fantatra hoe hatraiza ny halalin'ilay finoana e!
jentilisa, izany tsy fahasahiana mikaroka, mihevitra sy misaina ampian'ny tahotra izany ve no hiankinan'ny finoana an'ilay andriamanitra ?
Izaho aloha ry jentilisa sady tsy mitovy amin'andriamanitra no tsy mitady vahaolana aminy.
ari.malala, misaotra aloha nitondra valinteny na dia maro aza ny zavatra tsy ekeko ao. Sarihiko kely amin'ny fanontaniana ilay nosoratanao, iza moa ilay zanany lahy tokana, fa angaha tsy zanany daholo izay mino azy rehetra ?
Raha ny lazainao mikasika ny heriny indray amiko dia toy ny tsy misy izany satria toa tsy tsapako fa manidina fotsiny ihany.
Raha io voalazanao io no andrasan'andriamanitrareo aminareo dia inona kosa no andrasanareo aminy, ianareo izay mandany fotoana na vola hanompoana azy ?

22. xxx
(
24/10/2005 14:07)
mandrindra > ny teniko dia hoe : Misy Atra ary mamaha olana tokoa Izy fa zao :
1- isika olombelona zavatra materialy fotsiny matetika no ahatsarovantsika an\'Atra
2- rehefa sempotra sy efa sahirana tsy mahita aleha vao mahatsiaro an\'Atra
3- rehefa sendra mangataka dé zavatra \"superficiel\" na zavatra hafahafa matetika no angatahintsika ohatra hoe fiara 4x4 sns ....
4- isika no mandika lalàna, manao tsy mety dé rehefa mizaka ny vokatry ny actes-tsika dé Atra no omena tsiny. ohatra hoe mampirafy ilay lehilahy atao hoe X ka tratran\'ny vady Y ka tian\'ny vady Y hosarahina dé mangataka amin\'ny Atra sy mifona fa tsy hanao intsony ka rha tsy miverina i Y dé lazaina fa tsy mamaly vavaka sns Atra
5- isika tsy manantona an\'Atra
6- na mamaky baiboly aza mahakamo ka ahoana moa no ahafantarana hoe IZA, sy AHOANA marina ilay ATra ary MISY marina ve ?
7- misy miteny hoe \"mba mivavaka ihany aho kanefa tsy hitako akory\"
dia valiko aza ireo zavatra 7 ireo.
- alohan\'ny zavatra rehetra aloha raha te hahalala ny toetran\'Atra ianao vakio ny salamo 103 sy eksodosy 34
- raha te hahalala an\'ATra dia tsotra : efa omena antsika ny baiboly, matevina tsara izy io, ao daholo hatramin\'ny alpha sy omega, raha tena te hahafantatra ny marina dia alaivo dia vakio. Aza mifaly mihaino an\'i ranona na ranona fa ianao manokana dia afaka manana ny valin\'ny fanontaniana tadiavinao satria mifono ao daholo ny momba an\'Atra.
1- mampiseho ny baiboly fa saropiaro Atra, mety tezitra, malahelo, misy zavatra tena fahavetavetana eo imasony, fitiavana Izy mampiseho izany fa manana fihetsempo. tsy machine na distributeur automatique ka atao fangataka fotsiny Izy ka hoe : allo allo mila an\'izao aho dia iny fa milatsaka avy any andanitra : tsia. zavatra iray no angatahin\'Atra amintsika dia ny \"manantona Azy\" izany hoe IZY ALOHA NO TENA TADIAVINA FA TSY RESAKA MATERIEL BE FOTSINY izany no nilazany hoe \"katsaho aloha ny fanjakana sy ny fahamarinana dia hanaompy anareo ....\"
raha te hahalala bebe kokoa any ami\'nnio dia vakio ny salamo fa zvatra tsotra no tadiavin\'nAtra amintsika, tsy miteny izy hoe amidiko daholo ny harena, tsy miteny izy hoe andana manao sorona tsy miteny izy hoe andana aloha mitomany be anaty vonondavenona atsy ka rehefa tena mamay sy marary zay vao omeko, ny devoly no manao an\'izany.
2- amin\'ny andro rehetra no tian\'Atra hahatsirovantsika azy fa tsy amin\'ny fotoana sarotra ihany.
3- misy ny olona rehefa mangataka dia hoe : \"omeo ahy iry vehivavy iry fa tiako, omeo fiara aho, omeo ahy itsy trano itsy \" nefa tsy miasa tsy manao na inona na inona. Aza adino fa tamin\'ny Adama dia efa niteny Atra hoe \"ny hatsemboan\'ny tavanao no hinananao \"izany hoe raha te hihinana dia mila miasa, ny ataon\'Atra dia manambina amin\'izany asa izany avy eo ka rehefa manambina izy mety tena lehibe lavitra tsy takatry ny saina
5- maro dia maro ny anatra ao anaty baiboly, aza mijangajanga hozizy. Raha jerena ilay ohatra hoe mijangajanga etsy ambony, Atra efa niteny hoe aza mijangajanga nefa manao ihany dia rehefa voa vao hoe \"Atra avereno amiko ny vadiko\" . Henon\'Atra tsara ny vavaka fa \"moa tsy nananatra va Izy hoe aza mijangajanga ? \" tsy adala Izy matoa nanome io lalana io fa fantany fa tsy mahasoa ary miteraka olana eo @ zanak\'olombelona. TSY HOE ATra no tsy namaly vavaka fa i X no tsy nihaino ny anatra ka mizaka ny vokany. koa tokony hieritreritra tsara isika aloha. Atra anefa raha mifona i X dia azo antoka fa mamela Izy.
6- vakina ny baiboly raha te hahalala an\'Atra.
7- manantona aloha an\'Atra, zay no atao voalohany. manantona Azy, mitady Azy.

23. Herimiafina
(
24/10/2005 22:56)
Andriamanitra dia fitiavana, ary ny fitiavana dia mitoetra, miaraka amin'ny fanatenana sy ny finoana.
Miala tsiny fa izay no fantatro ary tsy takatry ny saiko lalina de lalina i Andriamanitra ka leo izay voalaza ihany no hambara.(l)

24. diamondra27
(
24/10/2005 23:35)
andriamanitra de lay ray mpahary antsika selon la bible.
Le tena ANDRIAMANITRA io an! samy mahalala manko fa Andriamnitra= Dieu
Ka raha mipetraka ny fanontaniana hoe iza Andriamanitra de tsara ho fantatra hoe : lay quel Dieu no tianao resahina eto?
Ho an'i silamo zao de Mahome ny azy ny andriamaniny
ho an'ny sasany bouddhah, ny sasany diable, ny sasany fetiche, ny sasany ...

25. Herimiafina
(
24/10/2005 23:40)
Tena tsy takatry ny saiko izy izany rankizy fa de mazotoa marina e. (l)
26. jentilisa
(
25/10/2005 05:52)
Zavatra kely fotsiny dia manova zavatra betsaka! tsy niteny aho hoe tahotra hikaroka, ny teniko dia hoe mikaroka ny vaha-olana efa natolotra fandrao raha misy hevitra hafa dia holavin'ny hafa!
Raha ny voasoratra, Andriamanitra no mihevitra fa efa mahavita zavatra toy ny ataony isika olombelona.
Nisy ny soratra hoe, ary izay ny no nandrasako hamaliana ahy, tsy mahavita na inona na inona isika raha tafasaraka Aminy. Mbola ezaka be ny hiarovana ny finoana fa ny fahalalana no ilaina hiasa mafy!

27. routa
(
25/10/2005 06:07)
mandrindra >azafady ,fa hay zany enao tena tsy mbola mpino ny fahalalako azy ,noheveriko fa efa mpino de vakio tsara de enga anie ho tonga mpino fa tena misy Andriamanitra Izy no nahariana antsika mbola avy aminy no naha toy izao anao:)
28. ari.malala
(
25/10/2005 07:25)
mandrindra:
ari.malala, misaotra aloha nitondra valinteny na dia maro aza ny zavatra tsy ekeko ao. Sarihiko kely amin'ny fanontaniana ilay nosoratanao, iza moa ilay zanany lahy tokana, fa angaha tsy zanany daholo izay mino azy rehetra ?
Raha ny lazainao mikasika ny heriny indray amiko dia toy ny tsy misy izany satria toa tsy tsapako fa manidina fotsiny ihany.
Raha io voalazanao io no andrasan'andriamanitrareo aminareo dia inona kosa no andrasanareo aminy, ianareo izay mandany fotoana na vola hanompoana azy ?
tsy misy fisaorana:) inona ohatra no tsy ekenao? ny havaliko ny fanontanianao indray d zao, ny Zanany lahitokaa dia i Jesoa Kristy ilay nirahiny hamonjy an'izao tontolo izao t@ naneken'ilay Zanak'Andriamanitra hovonoina sy hofaty fa nitsangan-k ovelona kosa Izy afaka hateloana, nandresy ny haizin'ny fahafatesana sy ny fahotana nangeja izao tontolo izao. Ekeko fa zanany daolo izay mino Azy rehetra ary na ny tsy mino Azy aza mbola zanany ihanykoa ka:) na ianao io aza zanany ianao ary tiany :) Momba ny herin'Andriamanitra indray ary d zao e, Izy no manome anao ny aina ahafahanao miserasera aminay eto, tsy hery lehibe v zany? Ny hery ao anatinao d avy Aminy avokoa, ka tsy hery lehibe v zany? :) tsy mandany vola mintsy ry mandrindra ny fanompoana an'Andriamanitra!!! satria zavatra kely sy tsisy dikany akory mihoatra ny zavatsoa maro b omeny isan'andro ny mba atolotra Azy!! ny inona ary hoy ianao no mandany vol aeo ka? ny rakitra v? iny anie zay foinao no atolotrao e :) ary tsy ifanerena koa iny fa safidin'ny fonao...
30. mandrindra
(
26/10/2005 15:02)
inona no mahalasa saina an'i dadabe ?
diamondra27, ilay andriamanitra araka izay ahitanao azy amin'ny finoanao no tiako ho fantatra, tsy misafidy finoana. Raha ny fahazahoko ny hevitrao dia misy karazany maro andriamanitra, iza no tena izy ary inona no maha hafa ilay anao?

31. diamondra27
(
27/10/2005 07:53)
ari.malala: hitanao moa fa raha resaka fivavahana no tenenina na momba an'Andriamanaitre nge de tsy maintsy mailo nfa samy manana ny fandraisany azy ny olona ka aminao zao de tsy misy resaka fitarihana eto fa ho an'ny sasany??? de aleoko lazaina mazava dieny mialoha ny resaka surtout mandrindra mbola tsy tsy mino ka zay ndindra aleo atoro azy daholo ze misy de azy ny mifidy.
32. diamondra27
(
27/10/2005 19:03)
Andriamanitra de le Tompo ny tompo, le tout puissant,
Andriamanitra mahery, mahagaga, nanao ny lanitra sy ny tany; A ndriamintra telo zay iray: ray zanaka ary Fanahy Masina.Andriamanitra fitiavana.

33. diamondra27
(
28/10/2005 10:46)
ANDRIAMANITRA: dia lay Ray Tsitoha, mpanao ny lanitra sy ny tany genesisy 1.Andriamanitra de ny TENY: Jaona 1 and 1 ;Andriamanitry ny velona fa tsy ny maty: Marka12 and 27, Andriamanitra de FANAHY: Jaona 4 and 24,Atra de Mazava:Jaona 1 and 5b
HERINY: tout puissant, mahay ny zavatra rehetra Marka 10 andininy 27b.
ANDRASANY @ MPANOMPONY:hanao ny sitrapony MAT 7 and 21
ANTENAINA AMINY: fiainana mandrakizay Jaona 3 and 16,Jaona 2 and 17 sy and 25
MAHAFEHY zao tontolo zao izy satria Izy no nahary izao tontolo izao

35. mandrindra
(
31/10/2005 10:52)
Tsy ohatran'ny misy mifanohitra ve izy izany ry diamondra27, hoy ianao hoe an'ny velona fa tsy an'ny maty izy nefa fiainana mandrakizay no antenainao aminy.
Inona avy ireo sitrapony tiany ho tanterahinareo ireo?
"MAHAFEHY izao tontolo izao izy satria izy no nahary izao tontolo izao hoy ianao", raha raisiko izany hevitrao izany dia tahaka ny milaza amiko ianao fa sitrapony sy safidiny ny hisian'ny ady , ny fanavakahana , ny fijaliana amin'ny akapobeny; andriamanitra tsara ve izany?

36. diamondra27
(
31/10/2005 18:54)
tsy Andriamanitra no mampiady sy manome fahantrana, fijaliana ho an'olombelona fa ny olona no nisafidy an'io noho ny tsy fankatoavany ny tenin'Andrimanitra sy tsy fanaovana ny sitrapony.
Vokatry ny fahalalana sy ny orgueil nraolombelona e!Andriamanitra oa fitiavana karaha tia antsika izy de tsy ampijaly antsika ary fantany ny limite-tsika raha sendra ny fizahantoetra fa tsy avelany ho ory ny zanany raha mino" fiadanana no avelako ho anareo" zany ny fampanantenana nataony.
Atra ny velona , ie satria raha velona isika ka mino Azy na dia maty aza dia hatsangany hiarahipetraka Aminy ka izany no mahatonga oe tsy Andriamanitry ny maty izy. Ny olona mino le olona en trans ireny no manana Andriamanitra ny maty

37. diamondra27
(
31/10/2005 18:59)
ny didy folo sy ny tenin'i Jesosy hoe: mibebaha, minoa n'i Jesosy ary mitoria ny filazantsara etc...no sitrapony tiany ataontsika
38. zama91
(
18/11/2005 19:10)
na an'i silamo aloha dia tsy mahomet mihitsy no andriamaniny fa ALLah izay mitovy an'ilay jehovah andriamanitr'i abraham.
39. zama91
(
18/11/2005 19:18)
Maninona moa raha manao pasitera mihitsy ianao ry diamondra fa hainao ery ny mitanisa an'izao sy izao,saingy ny finoana an'andriamanitra mila hampiarina eo amin'ny fiainana andavana'andro
raha miteny izy fa na dia kely tahaka ny voatsinapy aza ny finoanareo ka miteny ianareo we mifindra io tendrombohitra io dia hifindra io.Dia mba firy tamintsika belazao eto no mba manan&a an'izany finoana tahakany voatsinapy izany,vao misy kely ny obtacle eo amin'ny fiainana dia efa miantso vonjy etsy sy ero,ny sasan'izany moa dia matiny tahotra sy ny sisa,ka aiza ilay finoana tahaka ny voatsinapy,aiza.Selon dieu tout est possible,????

40. balite06
(
28/11/2005 12:42)
milaza andriamanitra daholo ny olona rehetra na ny baiboly na coran na veda na bokin'ny bahi na ny bokin'ny fivahahana hafa.Ny tianao resahina io dia ilay namorona ny zavatra teny amiandohana : tany ,kintana,volana,...rehefa tety antany io dia lasa indray ary mbola nilaza fa hanamboatra fitoerana vavovao ho anareo ary dia izany no mba hainy lanitra sy tany vaovao.Fa ny zavatra rehetra dia misy andriamanitra miandraikitra daholo : andriamanitry ny ady , an'ny afo , an'ny fahaizana , an'ny kanto,... izany no hanaovana rituel araka ny zavatra ilainao no hivavahanao amin'ny andriamanitrizay? rehefa hoe volabe no ilainao dia Mamona no tompony raha gidraka di Asmodée,...izany no mahatongy andrizalahy manao ny messe noire ,raha te ho vedette amin'ny mozika dia Murmur no tompoina dia anao ny sehatra, raha te hendatsabaratra dia misy an'i Furfur,...samy manana ny fikany daholo ireo andriamanitra ka raha mpanao lanitra sy ny tany fotsiny no mba hianteherenao dia lanitra sy tany koa no valiny ka aza gaga raha lany andro ianao mankany ampiangonana sy mandoha rakitra manatavy mopera sy pastera fa tsy misy dikany akory ny hivavahanao.
Manorata am kotoali2000@yahoo.fr dia omeko ny laklen'ny fahombiazana araka ny- tianao ho azo.