misy forum tsy hitako fa nanjavona

21. iartistika ( 15/10/2005 07:18)
hery> misaotra tamin'ny fanazavana!
22. cutie ( 15/10/2005 12:35)
hery merci e
za efa nanontany lol
23. Herimiafina ( 15/10/2005 12:56)
dain, cutie mavandy be tsotrizao, hoooo
24. miarina ( 15/10/2005 15:03)
za nipetraka teo @ haute ville akaikin'ny hopitaly sao misy ol avy taoa ntsohihy tokoa eo aza ( akaikin'ny fengonana protestante sy ny CEG)
25. jajaf401 ( 15/10/2005 18:57)
zaho nipetraka tao @ SIMPA eo an-dalana hivoaka ny antsohihy iny!
26. Herimiafina ( 15/10/2005 19:08)
O mon ami Jajaf401, ngah toa tsy ao Mahajanga 401 njay?
27. cutie ( 15/10/2005 19:12)
aiza za mandainga eo
miarina za tany ambalakida sy parkazy
ry jajaf401 zany lavitra be :)
28. Herimiafina ( 15/10/2005 19:18)
Tany amlé toerana nomenay fanampiana tamin'ny syklôna Elita/Gafilo mihintsy zany klé.
29. cutie ( 15/10/2005 19:32)
le aiza io ???
ga nisy cyclone tany ?
30. Herimiafina ( 15/10/2005 19:35)
Ie tamin,ny herintaona, de nandefa sabo baka Majunga zahay nakany Ambanja de baka Ambanja njay nandefa nakany Antsohihy.

De nandefa Helico Sudaf njay bakeo.
31. cutie ( 15/10/2005 19:37)
tsy nahare an'zany za
32. Herimiafina ( 15/10/2005 19:40)
Efa mety tsy tany tsony i toi tamin'izany.

Fa feno fizarana vary tsaramaso menaka CSB sur'eau, labozia bodofotsy, kaopy, sns tany tamin'izany.

De zah namely katy be tamin'izay fa feno eran'ny lalana, Aparata zato de nahazo, hehehehe :-D:-D:-D:-D
33. cutie ( 15/10/2005 19:41)
lol
34. Herimiafina ( 15/10/2005 19:42)
lol konkou, hehehehheh :-D
35. cutie ( 15/10/2005 19:45)
tsy namely maina ve tany ??
36. Herimiafina ( 15/10/2005 19:47)
Innn zany ry cutie, tokony namely an'izany ngah zah? Hay de namely pakopako sy boantamo kou de namely sirop au lait bedabe manjamparary kibo, hehehehe:-D:-D
37. cutie ( 15/10/2005 19:49)
in daholo zany???
38. Herimiafina ( 15/10/2005 19:50)
eeeeeh, zany no antsiona hoe fiovana raha tsy fantatrao, efa niova be Antsohihy zao an. Very tao alou ny scoubidou-ko izay de tsy nijanona tao zah fa nandeha tsny Ambanja njay.
39. cutie ( 15/10/2005 19:54)
mba tantarao le fiovana e lol
40. Herimiafina ( 15/10/2005 19:55)
Niova be le tanana hita hoe banga olona iray izay lasa niondrana, i cutie izany, hehehehe:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.243