fanampian'A/tra

21. daran ( 14/10/2005 09:00)
mety ho diso hvt ihany alou raha zay no jerena! Mila mijery ny fiainan'ireo mpanompony ao @ baiboly isika mba hamalina izany araka ny fihevitro. Ohatra i Paoly: mpanompon'A/tra sy Jesosy izy kanefa niadana ve? tsia!
nigadra, novonoina, tsy nanankarena (mpanao lay ny asany), tsy tian'ny ol, sady misy zvt nangatahina t@ vavaka nefa tsy novalian'A/tra. Mety mahazo antsika zao koa zany nefa tsy midika hoe tsy halehany ny fivavahntsika.
22. xxx ( 14/10/2005 09:19)
ny olona mila fanampiana haingana @ izao: aretina, vola sns...fa na ny fivavahana kristianina io aza angeh ka misy manambitamby vola aman-karena, ahitàna tombotsoa betsaka...fa de tena A/tra marina ve no ao ambadik'ireny?
23. pika ( 14/10/2005 09:57)
vakio any @ apokalipsy fa hisy olona hitory teny ,....ka tandremo sao ho voafitaka
24. xxx ( 14/10/2005 11:56)
ka ny mpitoriteny misy foana na isan-kalahady na isaky ny sabotsy na andavanandro...
25. pika ( 14/10/2005 12:55)
:^)ilay any @ fivavahana lazaina fa afaka manome volabe sy harena ireny izany
tandremo sao tafiditra ao anaty vovo
fatany ny kileman'ny gasy dia ny fahantrana dia .....
26. xxx ( 14/10/2005 14:09)
xxx > ié mivavaka sy manompo tokony miaraka.

daran > ié ka zao koa anie e ! Jesosy manome fiadanana \"fiadanana no omeko anareo ....... \" Jesosy manome FIADANAMPO ka na dia henjehina azy rehefa tena manana An\'i Jesosy ao ampo dia mahazaka ihany ny sedra sy ny fanenjehana rehetra fa izay tsy manana an\'i \"Jesosy izay manome fiadanana divine tsy mitovy amin\'ny eritreretin\'izao tontolo izao\" dia tsy mahavita mitsiky, tonga dia romotra, masika , mamono, sns

ny kristianina misy ny fanahy masina izay mampahafantatra ny miafina sy manoro ny tokony hotenenina sy manokatra ny masompanahy ahafantarana ny miafina rehetra (ao anaty baiboly fa tsy tadidiko ny andininy) fa izay tsy manana ny fanahy masina tsy hahatakatra zavatra sasany mihitsy. ALALINO ANIE IO E ! misy olona hazavainao zavatra be momba ny fitiavan\'Atra amin\'ny alalan\'ny Jesosy Kristy sns tsy mety takany mihitsy fa ny kristianina mino ny Fanahy masina anefa tonga dia mahatakatra ary tonga dia miray saina. ALALINO ANIE E !

jereo fotsiny eto : misy hevitra tonga dia hiraisana, tonga dia takatry ny maro (resaka jesosy sns) fa misy olona sasany tsy mahatakatra mihitsy fa be fanontaniana tsy hay zany ......

ALALINO ANIE E !

namana
27. routa ( 16/10/2005 15:57)
zany mihitsy e!
28. daran ( 19/10/2005 08:52)
xxx> ekeko ny teninao ka! manome fiadanana i Jesosy ary zay tokoa no hahafahantsika miatrika ny fiainana sy fisedrana miseho @ fiainana .Ny fahoriantsika kory tsy midika fa tsy hombantsika A/tra.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2704