ahoana ity loza voajanahary lava ity e?

21. Herimiafina ( 14/10/2005 01:49)
Esy e ry xxx, voajanahary ny cataclysme naturel. Voany jiaby ze eo amin,ny lalana alehany, de zay.:-D:-D:-D
22. majesty ( 14/10/2005 04:45)
XXX tsy dia tiko loatra ilay fiteny hoe loza voajanahary satria lasa hoe i zanahary mintsy izany no mamorona ny loza hamely antsika kanefa ny mifanohitra @ izany ny zava-misy satria hoy indrindra izy hoe "tsy sitrako ny ahafaty ny ratsy fanahy" :D:D:D
23. xxx ( 14/10/2005 06:10)
xxx:

lalatax>sao de izaho ary no tsy mahatadidy tsara ny ao anatin'io boky io fa ny tena votoatiny de hoe: nisy namono ny rahalahin'ilay mpitantara de nandany ny androny nikaroka izay meloka izy. nandeha tatsy sy taroa nanao izay fomba ahafantarany ny namono ny rahalahiny de taty ahoriana nifanena t@ pretra italiana iray ka hoy io: hoentiko ianao hampisehoako ny tena marina hoe iza no namono ny rahalahinao. De nanomboka teo ny fifaneraserany sy ny fampiasany magie isan-karazany sy ny fandehanany tany @ dimension hafa. raha tsorina izany de io pretra italiana io no nampianatra azy ny fifandraisana @ hery hafa izay mbola tsy fantany. Fa raha tena marina tokoa ny voalaza ao anatin'io boky io de izay mihitsy no mahatonga izao loza rehetra etsy sy eroa izao

Marina zany kah, fa vy eo somary nifangaro @ fitiavan-karena iany le izy.

24. xxx ( 14/10/2005 08:15)
izay tokoa angeh e: "loza voajanahary" de tonga de A/tra no voatondro mialoha satria hoe naturel ireny...ary izany angamba no mahatonga ilay voasoratra hoe "...ihamafy ny fon'ny olombelona" satria tapitra manome tsiny an'A/tra daholo hoe de nahoana loatra re e? Fa na ny olona @ ireo fanandramana betsaka ataony aza angeh ka mahapotika ny tenany...
25. daran ( 14/10/2005 08:55)
ny hevitro dray ry zareo d zao a: tsy avy @ A/tra lou lay izy satria tsy loharon'ny faharatsiana A/tra. Ny loza voajanahary anie matetika d loza noho ny famotehann'ny ol ny tontolo iainana e! ny tanintsika ty efa tena miova tsy toy ny tany amboalohany ka tsy mahagaga raha b ny cyclone, ny horohorontany, ny tondradrano... Volaza mialoha fa hiseho zany araka ny baiboly. Tsy plan'A/tra koa lay izy fa izy mahalala ny ho avy fotsiny. Ohatra: isika olombelona zao afaka mahafantatra ny mety ho toetran'ny andro nefa tsy tompon'andraikitra ny @ zay ho toetran'andro isika d ohatraz'izay koa io e! sa ahoana?
Ny fantatro alou d tia ny olombelona A/tra ka mikasa hamonjy antsika tsirairay. Hamarana ny faharatsina izy fa bol tsy tonga fotsiny ny léra efa napetrany mialoha sady bol b no tsy mahafantatra ny sitrapony.
26. sonwin ( 14/10/2005 09:08)
27. xxx ( 14/10/2005 09:15)
...ny 1/3 rano sisa no ho azo sotroina, ny 1/3 karazam-biby sy ala sisa no ho velona, toa ny 1/3 daholo e...sa diso zah?
28. routa ( 16/10/2005 16:00)
jereo ny rano lasa maloto ny biby maty ny ala maysy ny sisa mahalasa saina tokoa ,mampandinitena ry xxx
29. marozevo ( 20/10/2005 00:20)
Mitovy hevitra amin'i Daran aho eto. Fantatsika ve fa amin'ny fiafaran'ity taon-jato ity, izany hoe afaka 90 na 100 taona eo ho eo, dia tsy hisy intsony ny la neige ary ny ranomasina hiakatra 15 à 20mètres. Tsy avy amin'Andriamanitra anefa izany, fa avy amin'ny famotehantsika ny tontolo iainana sy fanakorontanantsika ny rindran'aina (biosystème). Raha toa moa ka mibebaka tampoka isika fa tsy handoro tanety intsony, tsy hikapakapa ala intsony, tsy hampidonaka ny usines sy ny fiara intsony, sns.. dia mety tsy ho tonga ihany io zava-hisy amin'ny faran'ny taonjato io.
Mila dinihina lalina, sady mila mandray andraikitra avy hatrany.
30. Tanana ( 17/11/2005 04:19)
HITANAREO REHEFA FANINA NAREO dia NDEHA MIVAVAKA , fa andro farany izao

MIBEBAHA IANAREO, MIBEBAHA IANAREO, MIBEBAHA IANAREO fa ho avy ton'ny mpangalatra ahy hoy JESO,

efa tena azonao antoka ve fa VOAVONJY IANAO?
31. balite06 ( 28/11/2005 12:45)
sorona ataon'ny olombe io .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1629