klé molety sy tanalahy

21. nanourand ( 14/10/2005 15:00)
mba zavatra magaga eto wa dia na inona na inona lohaahevitra an'ilay dinika dia tonga any @ le resaka "miakatra sy ny tariny zay foana"

efa hita zao fa tanalahy sy klémoléty le resaka koa mbola tonga any @ miakatra ihany!

:-w
22. nanourand ( 14/10/2005 15:01)
mba zavatra magaga eto wa dia na inona na inona lohaahevitra an'ilay dinika dia tonga any @ le resaka "miakatra sy ny tariny zay foana"

efa hita zao fa tanalahy sy klémoléty le resaka koa mbola tonga any @ miakatra ihany!

:-w
23. Veloo ( 14/10/2005 17:39)
sonwin a za tsy nime an :-D:-D:-D
24. jajaf401 ( 15/10/2005 09:16)
nanourand:

mba zavatra magaga eto wa dia na inona na inona lohaahevitra an'ilay dinika dia tonga any @ le resaka "miakatra sy ny tariny zay foana"

efa hita zao fa tanalahy sy klémoléty le resaka koa mbola tonga any @ miakatra ihany!

:-w


Ka ny mikatra ihany no tanjona kou! na eto io na eny ampiangonana de samy maniry hiakatra ihany @ farany!
hoatry ny "hazakaza-boalavo io eh, ny lavaka ihany no tanjona" :-D:-D:-D
25. kiali ( 16/10/2005 17:35)
:-D:-D:-D:-D
26. mamzelkely ( 17/10/2005 06:52)
nanourand< ka zay miakatra anie no tanalahy e...:-D:-D
27. Veloo ( 17/10/2005 16:28)
sy klemolety ko ry mamzelkely a :-D:-D:-D
28. mamzelkely ( 18/10/2005 06:10)
kalou ry veloo le klémolety ts miakatra ka... fa apekarina..:-D
29. ari.malala ( 18/10/2005 11:33)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dmahay raha mintsy reto tovovavin'ny serasera ireto an! :-D:-D
30. mamzelkely ( 18/10/2005 13:28)
njy ko nge ry ari.malala mba tovovavin serasera e... mahay raha ko zany..:wink::-D:-D:-D
31. Herimiafina ( 18/10/2005 13:30)
Mba dondrona kou le ataonareo hoe siantifika an. manala baraka ny siantifika otsanah, hehehehe:-D:-D:-D
32. Veloo ( 18/10/2005 16:43)
:roll::roll::roll:nisy niteny siantifika nga mo ato?
33. ari.malala ( 19/10/2005 05:57)
hay v i herimiafina le siantifika vendrana tsy mahay manavaka klemolety sy tanalahy e :-D:-D loza ko zany:-D:-D:-D
34. dadabe ( 19/10/2005 06:14)
ary feno position vraky be kay ato a:@
:@
:@
:@
:@
:@
:@
:@
35. Herimiafina ( 19/10/2005 06:33)
Fa inona marina moa no mahasamihafa an'ireo ry ari.malala? hehehehehe:-D:-D:-D:-D

Mba azavao amin'ny fomba siantifika hoe.
36. mamzelkely ( 19/10/2005 06:39)
enao zao ry siantifika no mahalala anzany a.... zay litéraire be mits..:-D:-D
37. sonwin ( 19/10/2005 15:37)
tsy misy azavaina io fa ze miakatra dia mananika e
38. Veloo ( 19/10/2005 20:13)
o ry ledada a feno setroka mihitsy ato zany tsssssss mba esory io e... io ndray raha pijery position :-D:-D:-D

ari.malala a =D=D
39. ari.malala ( 20/10/2005 07:22)
herimiafina k enao aza vendrana ko na hazavaina in-jato aza v hoazonao? :-D:-D:-D:-D

dadabe, azo atao v ny tsy manetroka fa zazabodo tsy mahay manamoly aby ny ato o :-D:-D:-D
40. mamzelkely ( 20/10/2005 08:58)
kuff kufff..kofona o...:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6674