projet autoroute d'ivato

1. zama91 ( 12/10/2005 17:30)
toa ohatran'ny efa naheno aho hoe hanamboatra autoroute ra8 mampitohy an'Ivato sy alarobia ary periferika manodidina an'i tana,mba aiza ho aiza izy izay ankehitsiny
novalian'i zama91 ny 01/05/2014 17:27
2. Herimiafina ( 12/10/2005 17:41)
Le projet misy fa le vola no mbola point d'interrogation. hehehehehe, na dia efa nanaomboka za angamba ny asa. hehehe:-D:-D:-D
3. zama91 ( 12/10/2005 17:57)
Fa aiza le hoe 2milliards USD hoe hanaovana lalana,voalaza mantsy fa 100000Euro/km ny manamboatra lalana vita goudrons eto frantsa.Donc ny 2milliardUsd tokony mba mahavita firy km any amintsika
4. zama91 ( 12/10/2005 18:07)
Hatramin'izao mantsy dia voalaza fa ny tena nandany ny volan'ny fanjakana ny fanamboarana ny RN6 mankany diego 700km mitentina 145millions d'euro sy ny RN44 mankany ambatondrazaka 50millions euro,ary ireo lazaina fa grands travaux aiza sy aiza a avy,mba tokony hisy travaux goavana kosa ao tana eh ?
5. Herimiafina ( 12/10/2005 18:40)
Samy hafa le route d'intérêt provincial sy le route nationale, le ao Ivato ngamba raha tsy diso ny heritreritro dia Provinciale, dia ny Farintany no miadidy an'ireny raha tsa diso njay zah dondrona kely ty. hehehehehe:-D:-D:-D
6. pika ( 13/10/2005 05:17)
amboary ny lalana fa tsara
dia ho voky ny taranaka amampara
ny vola anie misy e
fa ny handaniana azy no tsy hita
7. Herimiafina ( 14/10/2005 01:58)
Aiza zany vola zany ry pika? Mial an'izany zah hirevena. hehehehehe :-D:-D:-D:-D
8. pika ( 14/10/2005 05:25)
any @ dada ra8 zany ry herimiafina a
kabariny nitety farintany izany :lol: any mangataka
fa angaha koa moa mba mpirevy ity ianao ity e ianao mantsy toa ......:-D
9. Herimiafina ( 15/10/2005 00:40)
Revy mintsy no maha..... anah kou, hehehehehe:-D:-D:-D
10. zama91 ( 15/10/2005 10:07)
RN52 no route any ivato mampitohy an'i route RN4 mankany majunga,ary ilay projet autoroute tsy hoe tamin'ny andron'i ra8 vao nisy an'io f'efa tamin'ny andron'i Tsiranana io,ny olana fotsiny dia hoe tsy nanaiky ny olona mipetraka amin'iny faritra iny hoe ho ravaina ny tranony sy ny fananany.
11. jentilisa ( 15/10/2005 10:43)
Efa saiky hatao tokoa fa ny olona no tsy mety hiala amin'ny toerana misy azy. Manao izay amindrana ny lalana any amin'ny hafa hatrany.
12. pika ( 17/10/2005 08:10)
dia nefa ny mpijamy train izany no midehaka hay efa t@ andron'i ....:-D
13. nanourand ( 19/10/2005 12:31)
:°)dia miala any koa ny radar automatik ... limité à 130 km et 115 km pour les temps pluvieux!

mahita an'zany ve ny taxi an'tanàna???

:°)
14. diamondra27 ( 24/10/2005 23:24)
za hanao volontaire hitazona radar, fananana be io koa
15. zakilinina ( 25/10/2005 20:31)
Tena misy tokoa ny vola fa ny projet no mbola tsy voavolavola tsara hatramin'ny farany ka ndrao dia ho lanilany fotsiny eo ny vola be satria ny valala tsy indroa mandry am-bavahady. Nisy tokoa ohatra ny vola nanarenana ny rova saingy ny projet no tsy matotra hany ka naleon'ny sasany natao tantely vaky ny vola voaangona. Tsapako fa mailo ihany Ra8 kà !
16. zama91 ( 01/05/2014 17:27)

zakilinina:

Tena misy tokoa ny vola fa ny projet no mbola tsy voavolavola tsara hatramin'ny farany ka ndrao dia ho lanilany fotsiny eo ny vola be satria ny valala tsy indroa mandry am-bavahady. Nisy tokoa ohatra ny vola nanarenana ny rova saingy ny projet no tsy matotra hany ka naleon'ny sasany natao tantely vaky ny vola voaangona. Tsapako fa mailo ihany Ra8 kà !

dia i rolland ratsiraka ihany izany no ahavita an le auto route,sady lasa azo ohanina tampoka le lalana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3971