aiza, iza ilay solon\'i HANTATIANA?

1. estine ( 10/10/2005 07:38)
T@ ny 2003 ngamba iny nisy fampisehoana farany nataon\'i hantatianatao antsahamanitra, nijery aho t@ io ,de nisy fifanininana\'zay hisolo azy ,nisy lany nefa 2 taona \'zao tsy mbôla heno \'zay hosolony .fantatrareo aty espagn ve fa toa hoe aty hono izy no nanambady. Lazao vaovao \'zay fa tena tsy maharazka nefa \'zay mira le aleoko ihany ny ahy iny fona isak\'alahady
novalian'i estine ny 13/10/2005 07:08
2. miserana ( 10/10/2005 16:04)
Tsy Espagne izy fa aty Suisse no misy azy e, vao haingana tokoa aloha io mariazy io an. Tsy mbola nilaza izay ho solony kosa aloha izy e.
3. estine ( 11/10/2005 07:19)
misotra @ fanitsiana disodiso de mory iny:lol:
le solony alo volaza hisy e§?
4. xxx ( 11/10/2005 11:16)
nanambady vazah zany ve? de nipetraka any @ paradisa any soisa? mba lazalazao e
5. marina50 ( 12/10/2005 14:20)
Manambady gasy izy,ary mipetraka any Suisse ry zareo.
Raha hijery ny mombamomba an'i Hantatiana sy io mariazy io dia mandehana ao amin'ny siten'i Domoina Raobiniaina,ilay miss Manja taloha iny.
www.topgasy.com
6. xxx ( 12/10/2005 14:25)
Nambininiavo no anaran'ilay zazavavy kely fa ny tsy nihiran'ilay zaza dia noho ny antony ara-bola.
tia vola be ny ray aman-drenin'ilay zaza kanefa ny any madagasikara tsy velon'ny hira ny mpanankanto no sady tsy maharaka rythme ilay zaza fa toa hoe:marary foana.
Tsy misy afaka manolo an'i Hantatiana izany ny olona de toute facon!
resaka be fotsiny....
7. estine ( 13/10/2005 07:08)
misotra @ vaovao e! close 'zany resaka ity ra azoko tsara an :!::?:
Indry maponaellle 'zany hatatiana tsy misy mpandimby enganie ROBBY PAZZAPA MBO ANDIMBY AZY
fangah toko tsy vaza le vadiny sa gasy antaratasy nony mariazo:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6672