Mandreraka be

1. Kotity ( 06/10/2005 08:10)
Mandreraka be mintsy fa maninona aho rehefa mamaly hevitra na mampiditra hevitra dia miverina in 2 in 5 in 10 ilay izy, nefa aho in 1 manoratra ihany.
Tsy azoko, mampalaina be na ny hanoratra aza.
novalian'i tissa ny 10/12/2005 12:21
2. hery ( 06/10/2005 08:18)
Satria miverina eo amin'ilay toerana fampidirana hevitra indray ianao angamba...

Rehefa avy mampiditra hevitra dia tsindrio ilay hoe Fandraisana etsy amin'ny fanoroam-pejy.

Mandreraka be mihitsy tokoa io satria firy ny ankizy mampiditra ato tsy miverina indroa fa mety misy zavatra tsy mitovy amin'ny ataonay ataonareo :-)
3. xxx ( 06/10/2005 08:19)
sady mamerina indro hono manana ny ampy e eeeeeeee hi hi hi h
4. Kotity ( 06/10/2005 11:35)
Za zao namaly hevitra ao @ fiaraha monina dia vita iny dia miditra ao @ hatsikana sy lalao, dia gaga aho avy eo sendra miditra ao @ fiarahamonina misy hevitro1 miverina in3, dia tato koa zao vao avy nanoratra aho teo dia nahita 2 dia zay vao voafafa ilay izy. Andeha handramana ny toro hevitrao raha mety, dia misaotra betsaka.
5. Herimiafina ( 15/10/2005 03:15)
Jereo ihany ry Kotity le fomba fanindrianao souris na le souris mintsy no misy voa, na ianao tsy mahandry de manapotsitra imbedabe.
6. tissa ( 10/12/2005 12:21)
mmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5076