Mila fanampiana ny chercheur!!!

21. sonwin ( 10/10/2005 14:39)
ie za aloha mila e:)
22. xxx ( 10/10/2005 15:02)
mba omeo alcool pur ao lesy izy e!:-D:-D:-D

23. sonwin ( 10/10/2005 15:07)
haiko ialahy ry xxx :-D:-D mbo asehoy leisy ny ps fa aza miafina eo an:)
24. sasa ( 11/10/2005 05:40)
sonwin eritreretina otran'ny tsy misy lesy izy rehefa tsy milasa ps an

ki le sary kely tsy mandé mintsy
25. mamzelkely ( 11/10/2005 06:12)
sasa< de aôna zany sary ts mande zany e...:-D

sonwin< inn ny ilainao ary e...:roll:
26. sonwin ( 11/10/2005 09:13)
mamzel>hainao ihany e:wink:

ary niova ange ilay sary ery ambony ry zareo e
27. mamzelkely ( 11/10/2005 12:24)
sonwin< patience kely alo...:wink:

oayyyyy o ary tena niova tokoa an...:-D
28. sonwin ( 11/10/2005 13:25)
okay :wink:
29. mamzelkely ( 12/10/2005 06:48)
zay anie wa e...:wink:
30. Veloo ( 12/10/2005 19:24)
inn ary ty resaka ty kle :-D:-D:-D
31. sonwin ( 12/10/2005 20:51)
resaka chercheur mila fanampiana io ka:)
32. sasa ( 13/10/2005 05:36)
hi hi hi hi novainy mintsy le sary klé, tsy le chercheur
33. mamzelkely ( 13/10/2005 06:37)
efa mila paix dans le monde sa victoire io.. :roll: :-D
34. ari.malala ( 13/10/2005 12:43)
poikany tsy niova ko sa v vao naverina t@ laoniny?
35. mamzelkely ( 13/10/2005 13:33)
naveriny tam lôniny njay ka ... fa aôna ko aza zany miovaova zany fôna kouuuuu...:roll:
36. Veloo ( 13/10/2005 14:45)
o ry reto a za manana sary be dia be tiko ampidirina ato otrany nataon'i LazaRandri io ahona no fanaovana azy. misy tena mampime be ato amiko ato...
ampio ooooooooo:^):^):^):^)
37. sasa ( 14/10/2005 05:55)
Veloo anontanio i Rasefo kou, hi hi hihi hi
ari.malala sy mamazelkely tena naveriny marina le izy
mizesta be izany lery hoe manana sary be da be kou
38. mamzelkely ( 14/10/2005 07:48)
hita ko....:roll::-D
39. sonwin ( 14/10/2005 08:21)
hitako eto 8)
40. ari.malala ( 14/10/2005 09:27)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0705