Fanandramana divay.
21. Herimiafina
(
10/10/2005 21:51)
Okay, mbola tsy tena feno tsara le fifampianarana afa manantena aho fa de hahay an'ireo daholo alou izany isika rehetra.
22. mandrindra
(
11/10/2005 14:18)
Apetraho ny fanontaniana fa ezahina ny mitondra valiny e. NY hisafidianana ny divay ampiarahana amin'ny sakafo no tena sarotra satria io miankina amin'ilay olona hasainao sy ny fitiavany divay. Raha toa ka misy mila torohevitra dia alefasoeto ny hafatra.
23. Herimiafina
(
12/10/2005 12:33)
Toi ngah ry mandrindra oenologue sa degistatera fotsiny avao? hehehehe.
Fantanina ary: Inn maharatsy ny cepage Isabela?
Fantanina ary: Inn maharatsy ny cepage Isabela?
24. mandrindra
(
17/10/2005 09:10)
Sady tsy manampahaizana manokana mikasika ny divay no tsy mpanandrana fa mpakafy tsotra fotsiny ka.
Ary i herimiafina anie no tena mahay matoa mametraka io fanontaniana io e !! Tsy voatery ho ratsy aloha io karazana voaloboka maniry any amin'ny tany mafana io e(pays tropicaux).
Ary i herimiafina anie no tena mahay matoa mametraka io fanontaniana io e !! Tsy voatery ho ratsy aloha io karazana voaloboka maniry any amin'ny tany mafana io e(pays tropicaux).
25. boubounezy
(
17/10/2005 14:38)
marina mintsy zany ka!!!=D=D=D=D=D=D=D=D
Herimiafina:
Inona no tokony hatao rehefa mi-komandy divay any amin'ny retaurant iray? Andeha isika hifanampy hiara-hianatra eto, ka izaho no mandroso ny hevi-dehibe dia nareo manampyeo fotsiny:
DEGUSTATION: Fampiasana ny 5 sens.
Mandraraka divay kely ao anaty ilay coupe nao ny servera.
1- Jerenao aloha ny lokony, tarafinao amin'ny jiro kely.
2- Manoroka ny fofony ianao, atao indroa izany: vera tsy mihetsika, sy vera nahotsakotsana kely. apprécier-nao ny fofona miala avy ao (voninkazo, na bouquet).
3- Manadrana kely ianao ary haontsakotsan aao anaty vava izany somary maka rivotra kely manarak,izay mihaino tsra ny ato hoe odeur buccale.
4- Izay ianao vao miteny ny servera hoe haka ilay divay na tsia, mety aminao ny gout-ny na tsia.
Matetika mantsy hitako any Dago na ao amin'ny Hilton aza ka gasy no mangataka divay dia tonga dia serviavan-dry zareo tsy misy degustation akory.
Mila mahafantatra ny fomba izany isika ka izay no votoatin'ity takelaka ity.
(mbola hitohy).
26. Herimiafina
(
19/10/2005 22:06)
Zao zany no valin'ilay fanontaniana rehefa vita ny fikarohana ho antsika mpankafy rehetra.
Ny cepage isabella dia manome divay misy methanol raha tsy voa-traiter tsra le divay.
Ny methanol anefa hono de ratsy.
Juste eritrereto fotsiny fa ny methanol dia karazana molecule mifanakaiky kokoa amin'ny methanal na Formaldehyde, rehefa oxyder-na izy.
Ny formaldehyde anefa dia ilay antsointsika hoe Formol ireny.
Ny cepage isabella dia manome divay misy methanol raha tsy voa-traiter tsra le divay.
Ny methanol anefa hono de ratsy.
Juste eritrereto fotsiny fa ny methanol dia karazana molecule mifanakaiky kokoa amin'ny methanal na Formaldehyde, rehefa oxyder-na izy.
Ny formaldehyde anefa dia ilay antsointsika hoe Formol ireny.
27. eucalyptus
(
05/11/2005 22:15)
Ary efa nahita divay haroson'ireo restau lehibe gasy miaraka @ ro mazava ve nareo ? Toa tsy hitako izay tena tsara @ ny anana malao mafana raha tsy ny rano vola ihany...
28. majakely
(
08/11/2005 07:01)
zah njay de tsy mba mahay an'izany ...raha tsy hoe manao semblant fotsiny angamba zah refa inviter reny ......hihihi,nenah arany tadiavako ampina siramamy le divay na ireny lafo be reny aza de bedy fona satri tsy de tiko lotra le izy nefa zah mba te hisotro kely :lol:!!!
29. Herimiafina
(
11/11/2005 18:52)
Tapa-doha ianao ry majakely raha any amin'iny région mpamokatra divay Bordeaux na Beaujolais iny enao no manisy siramamy na manampi-drano divay izany, fady izany any. hehehehe:-D:-D:-D:-D
30. jennifer2
(
07/12/2005 02:31)
Mmmmm, za ry herimiafina mba omeo divay e! d epreference le vin rouge ireny. de any @ resto tsika no misotro azy fa aty aminay tsy azo hidirana alcool na de goutte kely aza.
31. ari.malala
(
07/12/2005 11:37)
mandrindra, eo ary mba omeo azafady ilay hoe ny von rouge miaraka @ in tohin'le nomen'i Herimiafina ary ambony ary e! ny ahy zao no mba hany fantatro d ny von rouge miaraka @ hena ritra, d zay, (nefa mba efa avy serveuse ihany fa ts naharitra alo e, sady ts nahazo formation akory fa tonga d apprentis à pa tâche d ts maharaka mandray note sy miservir clients :oops::oops:)