diso adiresy....
82. Dezy
(
21/10/2005 09:29)
mamzelkely, ka raovina aza za no ampianarinao miteny éé,mila kahié sy pensily hazo ve???:-P:-D:-D
83. mamzelkely
(
21/10/2005 09:41)
ie mila mits zany ko... mila miverina manao phonétik mits enao....=))
85. ari.malala
(
21/10/2005 12:25)
:-D:-D:-Dmanao bosabosa @ zao ol rehetra zao ko voakaikitra tany ngamba ny lelany d tsy nahay niteny tsony! tsy aty ko:-D:-D:-D za tsy mila ra Dezy a:-D:-D
87. Dezy
(
23/10/2005 14:24)
ari.malala kounkou a,ka iny mitsy izy no tena mailaka kou,manao bousabousa de mavita entrainément tsara avy ,avanana,ambony ,ambany :*=))=))=))
89. mamzelkely
(
24/10/2005 08:56)
Dezy< ny ana phométik ihany no apenariko fa le manitsy lela tôts haiko lôtra..=))
92. Dezy
(
24/10/2005 12:59)
mamzelkely,:- ka ra tsy ahitsinao nge ny lelako tsy ahay miteny tsotra mihitsy zha ééé,sady ampianarinao phon..no ahitsy le izy de mety :-w:-w:-w
93. Veloo
(
24/10/2005 13:45)
ary ahona ndray zany phometika zany aloha e inn kay io? :-D:-D:-D:-D sa diso tsipely? :-D:-D
95. ari.malala
(
25/10/2005 07:02)
veloo a, tena io ky a, taranja vaovao d i mamzelkely no mpampianatra :-D:-D:-D:-D:-D
97. ari.malala
(
25/10/2005 12:17)
ny tokony ataonjy ry mamzelkely d miantso dokotera hanitsy ny lelany alo d zay vao mieritreritra ny hampianarana anazy
98. Veloo
(
25/10/2005 14:10)
ari.malala a:-D:-D:-D:-D
mamzelkely a dia avy any @ dokotera njy dia mijery fitaratra oe ahona ny fomba hanitsy azy :-D:-D:-D:-D
mamzelkely a dia avy any @ dokotera njy dia mijery fitaratra oe ahona ny fomba hanitsy azy :-D:-D:-D:-D
99. ari.malala
(
25/10/2005 14:38)
veloo tsy mahazo resaka... miantso dokotera hanitsy ny lelan'i dezy ka, d zay vao mampianatra anazy :-D:-D:-D