mahery fietsika
1. zefalah
(
02/10/2005 14:27)
sika rehetra samy malala an'io teny io.
nefa kosa mbola samy tsisy mahafantatra an'lay hoe terroriste?
amiko manokana aloa dia,ny terroriste na r'zala mahery fietsika dia i Israel sy america,ary manana porofo aho amin'zany.
satria mantsy ny tena mbola ambany fahalalana,sy fivoarana dia mba antany anareo hoe: Iza marina lay mahery fietsika eto an-tany?

novalian'i boubounezy ny 31/10/2005 21:56
3. boubounezy
(
02/10/2005 18:03)
@ko refa manao terroriste dé efa ray mitovy doly
na israel ny ny irak na ny amérikana tsy ny fiaviny no midika innn fa ny fombany

zefalah:
sika rehetra samy malala an'io teny io.
nefa kosa mbola samy tsisy mahafantatra an'lay hoe terroriste?
amiko manokana aloa dia,ny terroriste na r'zala mahery fietsika dia i Israel sy america,ary manana porofo aho amin'zany.
satria mantsy ny tena mbola ambany fahalalana,sy fivoarana dia mba antany anareo hoe: Iza marina lay mahery fietsika eto an-tany?
4. zefalah
(
08/10/2005 19:06)
lay profo.
nanomboka t@ 1945 i israel no niditra tao palestine.
t@ androny britanika nandranaka any palestine.
vita atreo fa israel dia mahazo toerana kely ao palestine,nohony fifanarahana nataon'izireo.
tsy nijanona atreo nefa ny ry zareo israelien fa nanitatra ny tany,ka niteraka disadisa atram'zay ka atram'zao.
america
ny antony natahonga any america niditra tao somaly sy vietnam dia nohon'ny vola sy ny fitiavana voninahitra..moa ve zany tsy mahery fietsika..
manabataba ny olona miaina ao anatiny filaminana?
vietnam atram'zao mbola misy karazana aretina zay azon'izireo t@ bomm A zay nalefany america tao?
moa ve zany no mila filaminana?
somaly nanomboka 1990 eo eo tsy misy president nohon'ny etraketraka nataon'ny america?
moa ve zany no atao hoe civilisation ?
manadala ny olona madinika mamono ny tsy manatsiny.
jereo ny lalana faha 367 lalan'ny america io.
dia ho ainao hoe aiza ny marina? ary inona marina no antony mahatonga any america hilavanony @ arabe ,ary inona marina no antony mahatonga any gongalyzareza mipetraka eo @ place misy azy io.
sika gasy mo varina fotsiny detsy mandinika an'zany.
varina michat de miheno hira..indrindra sika tanora.
zay ka lava be zay
ze diso aisio...fa za tsy mahay teny gasy

5. Herimiafina
(
14/10/2005 00:58)
eeeeeh, indrisy mantsy ry zefalah. eeeeeeh. Paradisa sosialista no vaha-olana. hehehe:-D
6. boubounezy
(
31/10/2005 21:55)
fa efa tena lasa arabo mintsy enao ka zay gasy no lazainao fa mitchat sy mihaino hira fotsiny an! tsy azo atao anga zany any @ misy anao? enao kou nefa mitchat fona,ary aza ampianarinao sy lazainao fa tsy mandinika ny gasy fa reo gasy lazainao reo manampahaizana dôly an! enao no mandalina anizany @ ma slamo anao dé ny fiavinao no tsarainao eo!
zefalah:
lay profo.
nanomboka t@ 1945 i israel no niditra tao palestine.
t@ androny britanika nandranaka any palestine.
vita atreo fa israel dia mahazo toerana kely ao palestine,nohony fifanarahana nataon'izireo.
tsy nijanona atreo nefa ny ry zareo israelien fa nanitatra ny tany,ka niteraka disadisa atram'zay ka atram'zao.
america
ny antony natahonga any america niditra tao somaly sy vietnam dia nohon'ny vola sy ny fitiavana voninahitra..moa ve zany tsy mahery fietsika..
manabataba ny olona miaina ao anatiny filaminana?
vietnam atram'zao mbola misy karazana aretina zay azon'izireo t@ bomm A zay nalefany america tao?
moa ve zany no mila filaminana?
somaly nanomboka 1990 eo eo tsy misy president nohon'ny etraketraka nataon'ny america?
moa ve zany no atao hoe civilisation ?
manadala ny olona madinika mamono ny tsy manatsiny.
jereo ny lalana faha 367 lalan'ny america io.
dia ho ainao hoe aiza ny marina? ary inona marina no antony mahatonga any america hilavanony @ arabe ,ary inona marina no antony mahatonga any gongalyzareza mipetraka eo @ place misy azy io.
sika gasy mo varina fotsiny detsy mandinika an'zany.
varina michat de miheno hira..indrindra sika tanora.
zay ka lava be zay
ze diso aisio...fa za tsy mahay teny gasy
7. boubounezy
(
31/10/2005 21:56)
manotany anizany enao lé anaovany manipulation eo a!
Fanja1:
zefalah mba asehoy we ilay porofo aloha jerena a!:lol: